Governemanta Vaovao #Omer Beriziky / 21-Nov-2011

Ety am-piandohana dia ialako tsiny sahady raha mety hisy fahadisoana kely misisika eny anelanelan’ireo anarana. Ezahako ihany anefa ny hanitsy azy ireny eny am-pandehanana eny.

Toy izao ary ny toerana nozarain’i #Omer_Beriziky, sy ny anaran’ireo nahazo izany tamin’ity androany ity, gvernemanta vaovao eto #Madagascar

VicePM en charge du eveloppement et aménagement du territoire : Hajo Andrianainarivelo
VicePM en charge de l’Economie et de l’ Industrie : Botozaza Pierrot
Ministre Affaires etrangères : Pierrot Rajaonarivelo
Min Agriculture : Roland Ravatomanga
Min Commerce : Olga Ramalason
Min Communication : Harry Laurent Rahajason
Min Culture : Elia Ravelomanantsoa
Min Decentralisation : Tsiranana Ruffine
Min Eau : Reboza Julien
Min Education Nationale : Manoro Régis
Min élevage : Ihanta Randriamandrato
Min Energie : Nestor Raharindriaka
Min Enseignement Supérieur :  Razafindehibe Etienne Hilaire
Min Enseignement Technique et Formation Professionnelle: Ndremanjary Jean André
Min Environnement et Foret :  JosephRandriamiarisoa
Min Finances et Budget : Hery Rajaonarimampianina
Min Travail et lois sociales : Tabera Randriamanantsoa
Min des forces armées : Lucien Rakotoarimasy

Min Gendarmerie : Gl Randrianazary
Min Hydrocarbures : Marcel Bernard
Min Intérieur : Florent Rakotoarisoa
Min Jeunesse et loisir : Ulrich Randriatiana
Min de la Justice : Christine Razanamahasoa
Min des Mines : Randriampeno Tolotrandry Ranto Daniela
Min Peche et ressources haliethiques: Sylvain Manoriky
Min de la population : Vaomalala Olga
Min Poste et Telecommunication: Ny Hasina Andriamanjato
Min Promotion de l’artisanat: Elisa Zafitombo Alibena
Min des Relations avec les institutions : Manantsoa Victor
Min de la Santé Publique : Johanita Ndahimananjara
Min de la Sécurité intérieure: Contrôleur Général de la police, Rakotondrazaka Arsene
Min Sport : Botralahy Gérard
Min Tourisme : Jean Max Rakotomamonjy
Min Transport : Benjamina Ramanantsoa
Min Travaux Publics et Meteo : Colonel Boto Manova Tsara

Tsy asiantsika resaka betsaka, fa anjaranao mpamaky ny mitsakotsako azy. Ny hany azoko ambara fotsiny dia ny hoe: Vao teo no niojoro ity governemanta vaovao ity, dia izao alina izao sahady dia efamisy miketrika fidinana an-dalambe amin’ny Faran’ny herinandro. Hiaro an-dRajoelina hono, no sady koa hiantso ny tafik handray andraikitra.  Miandry dia mijery…..

Une Réponse

  1. misaotra nizara e!

Répondre à sipagasykirijavola Annuler la réponse.