Maputo

Re tamin’ny radio RFI nandritry ny alina fa mikorontana sy misy faty olona koa izao any Maputo any – 4 no maty ka zaza 12 taona avy nianatra ka handeha hody ny iray. Toa resaka fidanganan’ny vidim-piainana raha tena jerena no fototry ny gidra, tsy mahafaly ireo vahoaka an-jatony maro ireo. Volana maromaro izao no miakatra foana ny vidin’entana, na solika, na mofo, ny rano sns… Tsy afa-miaina intsony ny olona. Voatonontonona ho vahaolana amin’izany indray ingahy ‘Ts’isy anao’ [Chissano]. Asa raha iza no naka tahaka tamin’ireo vahoaka roa tonta (Malagasy / Mozambikana) amin’ity famerenana ny efa naloa ity.

142 no efa voasambotra, nefa dia efa nilaza ireo olona ireo fa tsy mampihemotra azy izany.

Dia an’iza koa ny manaraka?

3 Réponses

  1. Chissano kosa efa lany mandat soa amantsara ka!

  2. misafo loha sisa baina ah! fa tena tsy mihomehy loza aho fa tena torany hehy fa toa tena mandeha mora tsy taitra ny filazanao azy na dia tena mafy aza e!
    atao hahona moa fa samy miandry ny rariny fa isika tsy anao sorona ny vahoka handrombaha mpahefana @ ity TGVongany ity eh! kou…….ntsou!!!!

  3. Soso-kevitra fotsiny na koa mety ho fanitsiana ny teny hitako etsy ambony ilay hoe:  » ts’isy anao « , dia tsy izany fa hoe : » ts’isy sain’n’aho  » .
    Dia mazotoa indray aza e!

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :