Herintaona lasa izay ny Alatsinainy mainty ‘Lundi Noir 26 janoary (26 janvier)’ izay nisia’ny doro trano sy asa fandrobana isan-karazany niandohan’izao krizy iainan’ny Malagasy rehetra ankehitriny izao.
Rahoviana no hivaha ny krizy?
Miandry dia mahita!!!!!
Fanampiny : ho entina ho anao anaty lahatsoratra manokana izay mba tadidy manodidina ny andron’ny 26 janoary 2009 (Nanomboka tamin’ny fifampihantsian’ny roa tonta avy eny Ivato 25 janoary 2009 – Marc Ravalomanana, ka hatramin’ny irehetan’ny tanana ny 26 janoary)
Filed under: politika, tantaram-pirenena, tapatapany, tsingerina | Tagged: 26 janoary, 26 janvier | Leave a comment »