ALEO MITOROKA TOY IZAY MITSABO

Tsy ahy ny fehezanteny ery ambony, fa nindramiko avy any amin’ny rindrin’ny namako @DOTMG.

Entaniny izay mahafantatra olona avy any andafy mba hitoroka azy ireny amin’ny laharana maimaimpoana tsy andoavana vola 910 raha sanatria izy ireny ka mivoaka miriaria eny anivon’ny fiarahamonina, nefa vao herinadro teo monja no nody eto Madagasikara.

Ombako manana ny heviny, satria « AINA ITY, HOY, RAINIMANONJA ».

Raha ny fepetra tokoa mantsy, noraisn’ny fitondràna, dia tokony hitokana toerana mandritra ny 14 andro, handefa ny maripàna in-2 isananadro any amin’ny tomponandraikitra momba ny fahasalamana, ary tsy mifanngaroharo amin’ny hafa ireny olona ireny. Sady fiarovana azy izany, no fiarovana ny manodidina azy rahateo. Resaka Coronavirus, COVID-19 sy nCoV ilay izy.

RAISO NY ANDRAIKITRA, ALEO MTOROKA TOY IZAY MITSABO

Votre commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l’aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google

Vous commentez à l’aide de votre compte Google. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l’aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l’aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :