MATY AN-TRANOM-PODY (Ony Rambelo)

Raha misy namana manana fomba fanehoankevitra amin’ny ankifonofono, dia isan’ireny i Ony Rambelo.
Iray nanaitra ahy vao maraina ity zaraiko aminareo ity. Ankafizo àry. Misy hafatra lalina ho an’izay natao hiantefàny ao, saingy koa hafatra afaka hiantefa amintsika tsirairay

Maty an-tranom-pody

Efa ela ihany ianao ity no notondroin’ny olona molotra fa sady kely saina no mora ambakaina. Ianao mihitsy ilay minomino foana, ary tsy mahafantatra akory izay hahafaty fa mijabaka any an-tranon-takatra kanefa vorondolo miseho andro.

Fa mety sy tsara ny finiavana any anatinao izao amkehitriny. Tena hahita fahombiazana ianao manomboka eto raha toa tsy minomino foana ilay tambavy nalaina tany amin’Inenibe. Aiza ve dia tsy hahavita na inona na inona raha tsy hilafika an’iny ravin-kazo iny? Amboary ny saina dia atrakao ny loha fa any no vaha-olana.

Aza maika ny hanome tsiny an’Inenibe koa anefa fa ny hagegenao no nahatonga anao ho maty tao an-tranom-pody tao.

ONY RAMBELO

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :