Torohay Météo Madagasikara_10feb2015: Ny atao hoe ZCIT

(loharano: FB Météo Madagasikara)
Amin’izao fahavaratra dia matetika isika no maheno hoe : « ZCIT », Zone de Convergence Intertropicale.
Fantatsika hoe inona marina tokoa moa izy io ?
Fanazavana TSOTRA sy FOHY no entina aminareo, amin’ny alalan’ny sary :
Raha TSORINA dia FARITRA AHITANA ANDRO RATSY izy io,  izany hoe, ny ratsy amintsika eto dia ahitàna ORANA, na/sy  ORANA TANDRIFIN-DRAHONA/Mety ARAHIN-KOTROKA.
Manodidina izao Tontolo izao ny ZCIT, mitondra orana foana izy. Rahefa fotoam-pahavaratra aty amintsika, dia tonga aty  MADAGASIKARA izy.
Haintsika hoe manana ANARANA MARO IANTSOANA AZY ny ZCIT?
Ohatra:
– ZCIT = POT AU NOIR (izany hoe TSY MAZAVA,  MAMPIDI-DOZA: dangereux)
– ZCIT= ZIC (Zone inter-tropicale de Convergence)
– ZCIT= Front intertropical….
Hatreo indray àry aloha e, dia amin’ny manaraka indray manao misimisy

meteo110feb2015

meteo210feb2015

Raha ny VINA ho an’ny HERINANDRO, dia HANORANA TANDRIFIN-DRAHONA ARAHI-NKOTROKA, saika manerana ny Nosy AFA-tsy ny TENDRONY ATSIMO: hanao TANIKA ORANA: izany hoe tsy tafalatsaka ny orana fa mitanika fotsiny. Ny maripana tsy hisy fiovana

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :