Fiaraha-miasa amin’ny Météo Madagasikara

Rehefa avy nifampiresaka tamin’ny tomponandraikitry ny pejy Facebook Météo Madagasikara ny eto amin’ny bilaogy, dia nahazo alàlana hamoaka malalaka ireo torohay sy fampianarana avy ao amin’izany pejy izany.
Ho hitanao matetika eto araka izany ny toetrandro, indrindra fa mandritry ny fotoana tena ilàn’ny vahoaka ny fampitandremana isankarazany. Toy ny fandalovan’ny rivodoza,  ny fomba fiteny sy loko fampiasa amin’ireny fotoana isian’ny loza voajanahary ireny, sy ny maro hafa ihany koa
Isaorana ny Météo Madagasikara, ary manantena ihany koa fa hahafa-po anareo mpamaky ny zavatra atolotra.

 

Ny mpitantana ny bilaogy Gazety Adaladala

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :