Misy andro ratsy mihaodihaody any amin’ny 1800 km Avaratra.Atsinanan’ny Mascareignes.
Mety mbola lavitra angamba hoy ianao, saingy tsara kokoa ny efa miomana mialoha, noho ny tsy nahalala na ninia tsy nahafantatra
Ireto ny anaran’ireo rivodoza voalahatra ho amin’ity vanim-potoam-pahavaratra ity
Anarana | Firenena nanolotra | Lahy sa Vavy |
Adjali | Comores | Vavy |
Bansi | Maurice | Lahy |
Chedza | Botswana | Vavy |
Diamondra | Madagascar | Vavy |
Eunice | Zimbabwe | Vavy |
Fundi | Kenya | Lahy |
Glenda | Afrique du Sud | Vavy |
Haliba | Swaziland | Vavy |
Ikola | Tanzanie | Vavy |
Joalane | Lesotho | Vavy |
Kesha | Seychelles | Vavy |
Lugenda | Mozambique | Vavy |
Mahara | Malawi | tsy mifidy |
Nathan | France | Lahy |
Oscar | Afrique du Sud | Lahy |
Puleng | Lesotho | Vavy |
Quotto | Madagascar | Vavy |
Roselina | Mozambique | Vavy |
Publicités
Filed under: loza_voajanahary, taosarintany, tapatapany, toetr'andro, tontolo iainana, vonjitaitra | Tagged: #cyclones, #ratsy, mascareignes, rivodoza |
Laisser un commentaire