Fifamoivoizana: Ireo Tranga Hita Androany 11 Sept 2014

Betsaka ny zavatra hita eny an’arabe eny isanandro, saingy santionany vitsy no entina ho anareo eto androany (sary nalain’i Maminirina RADIFERA R.) Ao ny tsy fahatsiarovan-tenan’ny mpamily ka mametraka fiara anaty fiolanana tetsy Ambohidahy, ary tsy misy iraharahàny ny hafa mihitsy na niandry efa ho 20mn aza ny file avy any Anosy tokony hiodina teo vao tonga ny mpamily hanaisotra ilay fiara, tao koa ny loza nitrangàn’ny fahamaizana fiara tetsy Tsiazotafo (Golf T III), noho ny tsy fetezana tamin’ny tariby mitondra herinaratra. Fiara vao novidiana androany maraina anefa ity nirehitra ity. Tsy asiana resaka lava ireto fa ny sary no aoka hiteny / hampitenenina…

DSC_0194 DSC_0195 DSC_0198

 

Une Réponse

  1. Tena finaritra tokoa zahay avy aty amin’ny Faritany mahita ny fifamoivoizana mitohana be ao Tana. Ny Ben’ny tanana nefa to tsy mitady hevitra akory hamahana ny olana. Hanao « autoroute « hono ty fitondrana ty ka hohitantsika eo izany, nefa ny Capitale de Mada tsy voajary akory. Merci

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :