Mitokona indray ny BFV/SG

Ho zendana indray izay tsy mahalala androany fa hoe mitokona mitaky fisondrotan-karama 13% ny mpiasa ao amin’ny #BFV-SG #Madagascar

Nantsoina hanatevina laharana ety Antaninarenina daholo koa ireo mpiasa rehetra any amin’ny zana-tsampana. Inona re no hitranga androany e? Haharitra mandra-pahoviana indray koa izy ity?

Mazava loatra fa ny mpanjifa hatrany no hihinana ny tadin’ny fanitsaka amin’izay fandehany eo. Koa mahaiza mitsitsy ny eo an-tànana aloha fa sao sanatria mbola amin’ny fotoana tsy voafetra izy ity vao hifarana

Indreto sary vao maraina atolotra anareo

DSCF0732

DSCF0733DSCF0734

 

 

2 Réponses

  1. Mampalahelo mihitsy ny zavatra mitranga eto amin’ity Madagasikara malalantsika ity. Marina fa mitaky ny zony mpiasan’ny BFV fa mba noheritreretin’izy ireo ve ny zon’ny mpanjifa? Ny mpanjifa izay « victimes » hatrany ary lasa toy ny hoe « otages » mihitsy mba hahazoan’ny sasany ny zavatra tadiaviny. Ireo milaza ho mpiaro ny zon’ny mpanjifa moa dia toa anarany fotsiny fa dia eh eh.
    Ny azonay mpanjifa atao dia ny miandry, tsy misy afa-tsy izay!

  2. Mba tsarovy ry mpiasa ao @ BFV SG fa volan’ny olona ange no tantaninareo e!Les clients sont Roi , ka raha misy olana eo aminareo sy ny mpitantana aza atao cobbay ny tom^pon’ny vola miasa ao.Raha 13% ny angatahinareo dia tsarovy fa h@ juin zao dia hiakatra ho 30% ny olona hanala ny compte-ny ao aminareo dia ho hitanareo ny vokany

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :