Vanessa sy ny maso tsy mitoviny

Zazavavy menavava vao 10 volana i Vanessa. Zaza special no filazan’ny ao an-tampon-tananan’i Manjakandriana azy noho ireo masony roa tsy mtovy loko; mainty ny havanana ary manga kosa ny havia.

Tsy dia nahataitra ny reniny loatra izany.

Milaza ny mpitsabo iray fa tokony hanatona mpitsabo manokana momba ny maso ihany ny zaza tahaka an’i Vanessa,. Mety misy fivontosan’ny atidoha ao ambadik’io tranga io hoy ilay mpitsabo, ka na tsy mbolamniseho amin’izao fotoana izao aza ny tena voka-dratsiny, dia hitombo sy hiseho miaraka amin’ny fitombon’ilay zaza.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :