TELMA sy ny M-VOLA

Raha resaka aterineto tsy mandeha amin’ny laoniny no nampalaza ny DTS/Moov izay ao amin’ny TELMA ihany teo aloha kely teo (raharaha mbola mitohy), dia mipongatra koa izao ny olana momba ny M-VOLA.

Be ireo manao tolotra fandoavam-bola amin’ny alalan’ny finday eto amintsika, isan’ireny  ny Orange, ny Airtel, fa izay anton-dresak’i DotMg ao anatin’ny lahatsorany « Raha toa moa ka … tsy M , » sy nigohany ny mangidy kosa dia ny an’i TELMA.

Fa inona tokoa moa no azo ambara mikasika izay voalazany? Raha ny zava-niainako manokana aloha dia ity:

* nandefa « rappele-moi » ho an’ny anabaviko aho fa tsy niantso mivantana. Nandefa SMS ny TELMA fa hoe « Le compte de votre correspondant est en periode inactive. Conseillez-lui de recharger son compte« . Izany hoe tereny aho hiantso mivantana ilay olona (vola miditra ho azy izay), no sady teneniny ankolaka hanery ilay olona antsoiko mba hampiditra fahana (mbola vola miditra ho azy koa izay). Tsy mazava tsara ny fipetrak’ilay hoe « periode inactive » satria rehefa antsoina io laharan’ny anabaviko io , dia mandray soa aman-tsara. Samy manana nyfandraisany ny hoe « inactive » raha izany fa ho ahy tsy mahay teny frantsay dia « tsy miasa » no andraisako an’izay.

Tsy nisalasala mihitsy moa ny namana namaritra ny tompon’ny tolotra ho « bandes d’amateurs »

Une Réponse

  1. Ankoatry ny hoe, te hanery ankolaka izy, fa
    Fanalana baraka ny azoko ilazana an’zany,
    sady tsy misy confidentialité @ entre nao sy ilay client nao.
    Izy anie reefa ohatr’ireny de mandefa sms de rappel foana ataoko hoe 15 jour avnt ny mode reception nao,
    de maninona any @ le olona miantso / mandefa rappel moi izy no mandefa an’zany?
    Zah manko efa tratran’zany, fa tena tsy mamely an,
    tssssssssssss

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :