Voaray ny taratasy nalefan’i Lt Cl Charles Andrianasoavina

Misy ny dika fenon’ilay ambara ho taratasy nalefan’i Lt Cl Charles Andrianasoavina eto amin’ny Gazety_Adaladala amin’izao fotoana. Efa nisy ny sombiny navoakan’ny gazety an-tsoratra mpiseho isan’andro manerana an’i Madagasikara omaly.

Noho izy io miaty anaran’olona maro dia maro anefa, dia miala tsiny indrindra raha tsy mbola afaka ny hamoaka azy manontolo ny eto amin’ny Gazety_Adaladala (raiso ho hadalany izany) satria inoana fa efa nahazo izany koa ny manampahefana isan’0ambaratonga 8raha hanao ny asany ara-dalàna, mazava ho azy)

Miankina amin’izay tohin’ny fanadihadiana no hamoahantsika izany eto na tsia. Amin’ny endriny PDF ilay hafatra.

Mitantara ny antsipirihan-javatra niainana taloha, nandritra ny fanatanterahana ary tao anatin’ireny krizy mbola manao randra-mitarika hatramin’ny anio ireny izy io.

Halamintsika ho toy izao ny hamoahantsika azy angamba raha sitrakareo. Mandra-pahita ny tena fahamarinan’izay zava-boalaza ao anatiny, dia hosoloina litera tokana toy ny A B C D ny anaran’olona tsirairay ao anatiny fa ny sisan’izay dia hajanontsika araka izay tao anatin’ilay « ambara ho taratasy nalefan’i Lt Cl Charles Andrianasoavina mikasika ny raharaha Andry Rajoelina sy Marc Ravalomanana ».

Rehefa vitantsika izay fikarakaràna manokana izay dia havoakantsika eto ny vokatra. Mba hodinihana sy  ho tsakotsakoina ary hifampizarana izay mety ho fanehoan-kevitra avy amin’ny tsirairay

Mahareta kely…

Une Réponse

  1. ka ny fanjakana ahorina anty rà mandriaka angaha aharitra zany e!! i santana no mitsara azy ireo

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :