Fanambaran’ny GTT International 01

Fanambaran’ny GTT International 01

Taorian’ny famoahana ny fakàna am-bava an’i Emile Ratefinanahary tao amin’ny Gazety Tia Tanindrazana (10.01.2011) izay nilaza fa manohana ny antoko mihilana TIM-Raharinaivo ny mpitolona GTT, dia mitsipika mafy izany filazàna izany ny biraon’ny GTT International 01 (mizaka ny faritra Ile-de-France) ary manamafy fa :
– ny GTT International 01 dia tsy manohana velively ny antoko mihilana TIM-Raharinaivo
– ny GTT International 01 dia manohana ny ‘mouvance’ Marc Ravalomanana
– ny GTT International 01 dia miady ho an’ny fiverenan’ny ara-dalàna sy ny fiverenan’ny filoha Marc Ravalomanana an-tanindrazana.
Nahatsiaro voafitaka ny mpikambana. Ity mpitolona, izay isan’ny mpikambana koa, ary nanohana mafy ny filoha Ravalomanana teo aloha, dia nisafidy ny hankany amin’ny antoko TIM mihilana tarihan-dRaharinaivo, izay miara-dia amin’ny ireo mpanongam-panjakana mitodi-damosina ny fifanarahana tohanan’ny vondrombe iraisampirenena.

Paris, faha-15 Janoary 2011
GTT International 01
Maison des Associations
8, rue du Général Renault – Paris 11e
Ny birao
Abraham Olivier
Harison Feno
Harison Laurette
Radanielina Holy
Rafidison Jean Philippe
Randria Fano
Rasamoely Henri
Ny mpikambana nangataka ny ametrahana ny anarany
Paule Saholy
Rafidison Noro
Randrianasolo Antoine
Ratiarivelo Christophe

*******************************************************

Communiqué du GTT International 01

Faisant suite à une interview d’Emile Ratefinanahary parue dans le journal Gazety Tia Tanindrazana (10.01.2011) annonçant que les militants GTT soutiennent la branche dissidente du parti politique TIM-Raharinaivo, le bureau du GTT International 01 (occupant la région Ile-de-France) rejette avec force cette affirmation et réitère que:
– le GTT International 01 ne soutient en aucun cas la dissidence TIM-Raharinaivo
– le GTT International 01 soutient la mouvance Marc Ravalomanana
– le GTT International 01 se bat pour le retour à l’ordre constitutionnel et du président Marc Ravalomanana à Madagascar.
Les membres de l’association se sont sentis trahis. Cet ancien militant ardent défenseur du président Ravalomanana, également membre de l’association, a rejoint la branche dissidente TIM qui a décidé de s’associer aux artisans du coup d’état de mars 2009, tournant le dos aux accords reconnus par la communauté internationale.

2 Réponses

  1. ie, ny mahagaga aloh de mis foan ny mpandoto rano…tsy hay hoe: te hisora-tena ho henjan ve sa tsy fitandreman sa tena inian natao??? matoa ny krizy mantsy maharitra sahala @zao, mbola ts miravina ihany d zay tokoa ny mitranga: ao ny mety hoe fahamaikana ka lasa manaonao foana, ao ny tsy fieritreretana tsara, ao kosa ny fahatahorana, ao ny resaka vola: vidian ny hafa d mamadika…hafatra ho an ny mpanao politika sy ny tsirairay zany

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :