Areti-mifindra ilay fandoroana tena

Nandoro tena ny tovolahy Toniziana iray . Vokany, nikorontana ny firenena iray manontolo, ary dia nirodna ny fitondran’i Ben Ali

Efa nisy ny nanahy fa hanao randra-mitarika ity raharaha Toniziana ity, ary dia nanontany mihitsy hoe : « Iza ny manaraka? »

Ary dia nisy indray tokoa izao ny nandoro tena teo anoloan’ny Antenimiera tany Ejipta, efa nisy nanao koa tany Maoritania, ary efa nisy nanandrana tany Alzeria.

Sahiran-tsaina ny mpitondra Ejiptiana, fa toa lasa areti-mifindra ilay fandoroana tena. Endrika vaovaon’ny fanoherana, ary fomba fanehoan-kevitra amin’ny endriny faran’izay henjana.

Mahavita zavatra tokoa ny olombelona rehefa tonga amin’ilay hoe « feno ny kapoaka » an!

Izany rehetra izany dia azonao jerena avokoa ao amin’ny tranonkalan’ny Global Voices Online (Malagasy, Anglisy)

2 Réponses

  1. miala tsiny aloha fa ny tenako tsy ho doroiko mba hitakiako ny filàn’i Andry rajoelina! izaho foana no ho fatifaty eo fa izy ngah hiraharaha akory?

    • soa fa misy iray , na dia iray monja aza, mahatsapa fa ny mpilalao politika dia hijanona foana ho mpilalao politika ary ny vahoaka dia ho vahoaka foana. Rehefa avy eo ny mpanao politika hifampizara seza ihany fa isika mba ho aiza? Anjaran’ny tsirairay ny misaina ny valiny

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :