#TEDxTana 2010 : Lasa izao! Ora sisa andrasana

 

Tonga ny andro malaza, #TEDxTana 2010. Time to go Green. Ny angovo maitso, ny angovo azo havaozina. Ao amin’ny MDLC Anosy manomboka amin’ny 3 ora tolakandro.

Maro ny bilaogy no niresaka azy ity, fa mbola tsy ambaka an’izany ny ho avy amin’ity anio ity.

Azonao jerena ato ny lahatsoratra nosoratan’ny Madainitiatives mikasika ny fandaharam-potoana sy ny anaran’ny mpandray anjara fitenenana

Azo arahana mivantana ao amin’ny Twitter amin’ny tenifototra #TEDxTana ihany koa ny hetsika

 

 

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :