Fihokoana BANI Ivato

Tamin’ny 1 ora tolakandro no nanomboka ny fihokoan’ireo manamboninahitra sy kolonely maromaro teny amin’ny toby BANI Ivato.

Nivoaka nanao fanambarana i Col Charles ary  ora alina teonanonona anarana manamboninahitryny tafika vitsivitsy tamin’ny 4 ora tolakandro

Efa hariva be androany dia nisy mpanao gazety saika hanao tatitra tamin’ny namany izay niandry taty ivelany, rehefa avy nahazo vaovao avy tao anatiny. Tsy afaka nanao izany anefa izy (FANIRY) satria raha teo ampiomanana hanao izay tatitra izay izy no nisy miaramila avy any anaty toby tonga nisambotra azy sy nitondra azy niditra niverina any anaty toby.

Tsy mbola votsotra i Faniry hatramin’ny fotoana nanoratana ity lahatsoratra ity

Mandra-piandry ny fivoaran’ny raharaha dia azonao atao aloha ny mijery ny sary avy amin’ny TV Plus eto

Misy anefa, raha ny tsilian-tsofina mandeha, ny tsy fitovoan-kevitra ao anatin’ny toby BANI ka toa hoe isan’ny nisamborana an’i Faniry ny amin’izay fifandroritan-kevitra izay.

Vaovao farany: Poa-basy eny Antaninarenina sy ny manodidina (TV Plus nanomboka tamin’ny manodidina ny tamin’ny

Une Réponse

  1. bjr,mba mila vaovao momba ny toe-draharaha eto mada

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :