Governemanta vaovao: ny Firafiny

Tsy haiko intsonyt izay ho ‘fanolorana’ ity governemanta vaovao’ ity. Atao hoe an’ny TGV ve? Sa fampiraisam-pirenena? Sa misokatra? Sa….  Tsy hamaritra azy aho fa aoka ny tsirairay no handray izay tandrify azy avy

Araka ny didi-pitondrana laharana faha  2010-360, notendrena ho mpikambana ao anatin’ny governemanta ka ho :

1-Minisitry ny Raharaham-bahiny (Ministre des Affaires Etrangères) : Vice-Amiral d’Escadre RAMAROSON Hyppolite

2-Minisitry ny Foloalindahy (Ministre des Forces Armées) : Général RAKOTOARIMASY Andry Lucien

3-Minisitry ny Atitany (Ministre de l’Intérieur) : JEAN [avy amin’ny Sendikan’ny Administrateur civils)

4-Minisitra mpitahiry ny fitombokasem-panjakana, minisitry ny fitsarana (Ministre de la justice, Garde des Sceaux) : RAZANAMAHASOA Christine

5-Minisitry ny tetibola sy ny fitantanam-bola (Ministre des Finances et du Budget) : RAJAONARIMAMPIANINA Hery

6-Minisitry ny Filaminana Anatiny (Ministre de la Sécurité Intérieure) : RAKOTOMIHANTARIZAKA Remy Organès

7-Minisitry ny Fanajariana ny tany sy ny Fanapariahana (Ministre de l’Aménagement du Territoire et de la Décentralisation) : ANDRIANAINARIVELO Hajo Herivelona

8-Minisitry ny Fampianarana Ambony sy  ny Fikaronana Siantifika (Ministre de l’Enseignement Supérieur et de la Recherche Scientifique) : TONGAVELO Athanase

9-Minisitry ny fanabeazam-pirenena (Ministre de l’Education Nationale) : RAZAFIMANAZATO Julien

10-Minisitry n y Fahasalamam-bahoaka (Ministre de la Santé Publique) : Général RAJAONARISON Pascal Jacques

11-Minisitry ny Fizahantany sy ny Taozavatra (Ministre du Tourisme et de l’Artisanat) : ANDREAS Irène Victoire

12-Minisitry ny Fitaterana (Ministre des Transports) : RANJATOELINA Roland

13-Minisitry ny Rano (Ministre de l’Eau) : ANDRIAMAHAZO Nirhy-Lanto

14-Minisitry ny Toekarena sy n y Indostria (Ministre de l’Economie et de l’Industrie) : FIENENA Richard

15-Minisitry ny Varotra (Ministre du Commerce) : MAHAZOASY Freddie

16-Minisitry ny Harena ankibon’ny tany sy  ny Solika (Ministre des Mines et des Hydrocarbures) : RATOVOMALALA Mamy

17-Minisitry ny Angovo (Ministre de l’Energie) : RAMANANTSOA Jean Rodolphe

18-Minisitry ny Jono sy ny Harena anaty Ranomasina (Ministre de la Pêche et des Ressources Halieutiques) : Lieutenant-Colonel MANDEHATSARA Georget

19-Minisitry ny Fambolena (Ministre de l’Agriculture) : JAONINA Mamitiana Juscelyno

20-Minisitry ny Fiompiana (Ministre de l’Elevage) : MAHARANTE Jean de Dieu

21-Minisitry ny Tontolo iainana sy ny Ala (Ministre de l’Environnement et des Forêts) : Général RAVELOHARISON Herilanto

22-Minisitry ny Asa Vaventy sy ny Toetrandro (Ministre des Travaux Publics et de la Météorologie) : RAZAFIMANDIMBY Eric

23-Minisitry ny Fifandraisandavitra, ny Paositra ary ny Teknolojia vaovao (Ministre des Télécommunications, des Postes et des Nouvelles Technologies) : RAHAINGOSON Iharizaka

24-Minisitry ny Tanora sy ny Alavoly (Ministre de la Jeunesse et des Loisirs) : RANAIVO Serge

25-Minisitry ny Fanatanjahantena (Ministre des Sports) : RAMAMONJISOA Virapin

26-Minisitry ny Asam-panjakana, ny asa ary  ny lalàna sosialy (Ministre de la Fonction Publique , du Travail et des Lois Sociales) : NOELSON William

27-Minisitry ny Mponina sy ny raharaha sosialy (Ministre de la Population et des Affaires Sociales) : RAMAROSON Nadine

28-Minisitry ny Koilontsaina sy  ny Vakoka (Ministre de la Culture et du Patrimoine) : RAKOTOMALALA Mireille Mialy

29-Minisitry ny Serasera (Ministre de la Communication) : MALAZARIVO Felix

30-Sekreteram-panjakana misahana ny Zandarimaria (Secrétaire d’Etat à la Gendarmerie) : Général RANDRIANAZARY

31-Sekreteram-panjakana misahana ny Fampianarana Teknika ary ny Fanofanana hiasa (Secrétaire d’Etat chargé de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle) : TOTO Raharimalala Marie Lydia

***********************************

Une Réponse

  1. I have visited this blog by accident, but I found it quite interesting. You’re doing a good job (and most importantly it’s free). A greeting.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :