AUZOMA.COM:tandremo…fitaka

Misy tranonkala AUZOMA.COM mampivarahontsana ireo mpiray tanindrazana amintsika any ivelan’ny Nosy any. Mivarotra entana avy any Madagasikara hoy ry zareo io tranonkala io ary rehefa voarainao ny entana dia tsy araka izay nampoizina. Entana hosoka sy tsy mandeha amin’ny niandrasana azy no azonao. Isan’ireny ohatra ny VCD an’i Ramilison Besigara. Rehefa manao fitarainana ry zareo dia voalazany fa tsy miantoka ny hatsaran’ny entana amidiny ilay mpivarotra. Izany hoe sady very vola ireo havantsika no mahazo ‘lagy’. Koa ho an’izay mbola tsy tratra, dia mandefa izao antso izao ny iray tamin’ireo efa ‘tra-doza’ mba hitandreman’ny maroo (amin’ny teny frantsay ny hafatra ary niniana tsy nadika satria natao ho an’ireo monina ivelan’ny tanindrazana)


De : w. r.
Envoyé : lundi 17 mai 2010 14:16
Objet : Attention ARNAQUES SUR LE SITE AUZOMA.COM

Bonjour à tous,

Je me suis fait avoir par le site Auzoma.com, un site qui vend des
articles de Madagascar (CD, DVD, .....) et souhaite avertir tout le
monde du danger de ce site et du vendeur. Voici les faits : j'ai
commandé un double album CD d'Eric Manana pour un prix de 43€. Une
fois que j'ai ouvert le colis, j'étais stupéfait de voir des disques
contrefaits (copiés et en plus mal copiés parce qu'on ne peut même pas
les écouter !!!!). J'ai appelé immédiatement le vendeur et il m'a
répondu d'un ton hautain en disant qu'il ne peut rien faire pour moi
parce qu'il ne peut pas garantir la qualité de ses produits. J'ai
trouvé cela énorme parce que si tous les CD, DVD, VCD et autres
articles qu'il vend sont des contrefaits, nous les clients, risquons
de perdre beaucoup d'argent !! Alors, non seulement pour vous mettre
en garde des articles vendus sur ce site, mais aussi pour
responsabiliser ce vendeur à la sauvette, j'appelle tous les malgaches
du monde entier à boycotter ce site, à le dénoncer, et à faire en
sorte que ceux qui veulent représenter notre pays, son image, sa
crédibilité et ses produits soient des gens honnêtes et responsables.

Merci donc de faire passer ce message au plus grand nombre pour éviter
que d'autres perdent leur argent.

H. RAZAF.
BREST - FRANCE

4 Réponses

  1. izaho koa nividy ravimbomanga tao amin-dry AU ZOMA.COM, ny entana aloha dia tonga tokoa, ary maika mihintsy izy ny nandefa azy, rehefa novahana ny baoritra, dia ny efatra tamin’ny boaty 10 novidina dia efa mibontsina ny boaty vy . Ilay entana milanja 2 kg, dia tsy sahy nandefa paositra azy niverina ny tena fa dia naleo, nariana fotsiny ilay efatra, dia nivoady tsy hividy tao intsony. Natahotra koa aho hoe: efa lasa, ny vola ary raha mbola averina any koa ny sisa dia mety akepoky ry zareo ny vola sy ny entana.

    Soa lavo

  2. Izahay kosa aloha dia afa-po ary mpividy matetika ao amin’ny auzoma, ny entana dia sahala amin’ireny any dago na cd, na vcd.. rehefa manao vacances any dago nareo dia mitondra ary ampitovio fa dia mitovy mihintsy e.

  3. Marina ny fitaka

    ny vadiko vazaha fa tena tezitra t@ io auzoma io,

    nanafatra DVD izy fa hay tsy DVD no tao anatiny fa VCD dia naveriny ,fa mamaly boraingona foana ny zoma, dia mbola nandefa ho azy hoe DVD indray ny zoma hoe DVD hay mbola ilay VCD ihany no naveriny
    nilaza mihitsy anefa ry zareo ao @ au zoma hoe DVD io fa ny fonony no VCD ,nefa dia mbola ilay VCD ihany ,tsy milaza ny marina zareo hoe tsy misy anie ilay DVD

    ,hatr@ izay izy tsy nanafatra entana tany intsony fa sady lafo velona no ratsy qualité, mbola mamitaka ihany koa

  4. Tout à fait d’accord le site « au zoma’ est à boycotter.
    Marc MICHEL

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :