BOMBS 2009: Ny valiny…

Efa nivoaka ny valin’ny BOMBS 2009, fifantenana izay heverinareo mpamaky fa Blaogy mendrika fankaherezana sy fankasitrahana nandritra iny taona 2009 iny.

Isan’ireo nomenareo mpamaky ny fitokisanareo sy ny fankasitrahanareo tamin’izany ny Gazety_Adaladala. Nidi-droa izy tamin’izany ka sady nivoaka tao amin’ny sokajy TENY GASY, no hita ihany koa ao amin’ny sokajy VITA GASY.

Fisaorana eram-po eran-tsaina no atolotra anareo rehetra nanohana. Toraka izay ihany koa ho anareo mpitsara rehetra.

Manantena mandrakariva fa mbola hiaraka foana amin’ny Gazety_Adaladala ianareo, ary tsy hisalasala koa hametraka ny fanamarihana avy aminareo, mba ho entintsika manatsara ny amin’ny hoavy. Zavakanto ny fitorahana blaogy amiko, koa iriko indrindra ny mbola hahakantokanto kokoa ny fitorahana blaogy Malagasy rehetra eo imason’ny maro.

Mankasitraka mankatelina, Tompokolahy sy Tompokovavy

4 Réponses

  1. Arabaina Avylavitra ah, sady toa pao-droa mihitys ny anao🙂
    Mirary zavatra milay foana ho an’ny gazety adaladala😀

  2. arahabaina hatrany e!!!

  3. MIarahaba izahay Avy Lavitra mpakafy ity Gazety Adaladala. Manohana sy mamporisika hatrany ny aty!
    Laza GasyTsyVery

  4. […] Gasy) and for the best blog on everyday life in Madagascar (vita gasy). He shares his reactions here [mg]. We remember his work to save the baby […]

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :