‘RADIO ANTSIVA’ mivantana amin’ny aterineto

Efa mivoatra manaraka ny toetr’andro koa ankehitriny ary toy ireo namany hafa (MaTV, TvM, RNM,RDB…) dia efa azo arahana mivantana amin’ny aterineto koa ankehitriny ny radio ANTSIVA FM 97.6.

Mazava tsara tokoa ny feo henoinao ao.

Ismael RAZAFINARIVO no mitondra ny famelabelarana ao amin’izao fotoana izao. Ary manentana ano koa hihaino izany isaky ny alina manomboka amin’ny 8 ora sy sasany alina, ao amin’ny fandaharana ‘NY MARINA

24 Réponses

  1. salama daholo ny voalohankafatra de ny fitsikerana mivantana anreo mpanao gazety ato! hita mihintsy nareo ato fa mitongilana indrindra fa ilay @ 8ora maraina ao @ radio mampalaelo ny olona toananareo fa tsy eken’izao tontolo izao satria panongam-panjakana ka dia eto ao milaza fa na tele na radio de tsisy fotony nareo ato zordira daholo! ny feo n’y anique @ radio izany de hoatran’ny hoe anjely ery nefa mahita azy akaiky hoatran’ny vomanga mangotra tokana tsianjery maimbo fotsiny ao @ radio indrindra ny filazany ny anaran’ilay olona eo @ lafiny teknika ! ! tsisy charme mihintsy fa gaga ao ra nahita azy t@ tele kay ity ilay feo milay b nefa kala vody tsovaly !!!

    • ‘Andriamatoa RIVO’ : Tsy navoaka ny fanamarihanao noho izy feno tsy fanajana sy fanompana olona. Tsara koa ny ilazako aminao fa rohy sahala amin’ny rohy rehetra no nametrahako ny an’ny TVPlus sy ny Antsiva tato anatin’ity blaogy ity fa tsy ‘tompona Radio na Télé’ akory ny tenako. Hany mba fahafahako ny manoratra anaty aterineto, dia izay ihany fa raha ny hanangana station, dia tsy ho vitako mihitsy. Enga anie mba hanambola aho dia mifanampy isika hanabe ny olom-pirenena tsirairay. Tsy dia mety ihany koa ilay manao safo be mantsina ny mpanao gazety rehetra satria mino aho fa fantatrao tsara ilay fiteny hoe ‘Ny saonjo iray lohasaha tsy ilaozan’izay iray hamarara’. Koa satria va re nisy iray namarara ny saonjo tao an-tsaha,dia ny iray saha manontolo no tsy ho tonga any ambilanintsika, fa sanatria ho potehana hatao zezika? Fampieritreretana fotsiny iny…

  2. Tompoko,
    Fantatra izao fa voaroiroy amin’ny fivarotana sy fividianana zazakely (trafic des enfants) ny AA mivady ao Antsohihy, Andriamatoa XXXXXXXXXX sy ny vadiny ao amin’ny XXXXXXXX ANTSOHIHY sy Vehivavy iray mitsikombakomba amin’izy ireo. Azo hamarinina ao amin’ny Ministeran’ny Mponina sy ny Mpitandro ny filaminana aty Antsohihy ny vaovao.
    Koa mangataka izahay Fokonolona mba hamarinin’ny Gazety Express io vaovao io ary dia lazaina izay marina rehefa mari-pototra.

    Fokonolona Antsohihy.
    Angatahinay tsy havoaka ny adiresin’ny mpanome vaovao ho fiarovana ny aina sy ny fianakaviana.

  3. TSY MILA HAT !!!!!! tsy mila tetzamita!!!!!! tsy mila mpivarotra tanindrazana amin’ny frantsay!!!!! MAZAVA ANGAMBA IZAY

  4. Ho an’i Mr. Ismael RAZAFINARIVO,
    mirary soa sy fahombiazana ho anao, io misy texte kely, izay mety hanampy antsika @ izao zava misy amin’ny Firenena izao, io dia nataon’ny namana iray ao amin’ny ny « Front Patriotique Gasy » (facebook) : La souveraineté du pays a été perdu le jour où des traitres ont vendu notre nation et qu’un drapeau blanc a été hissé pour montrer que Madagascar a été colonisé mais enfin bref… petite parenthèse.

    Selon moi aucun des anciens présidents ne doivent se présenter tout comme Andry Rajoelina pour garantir des élections ouvertes à tous.

    Selon moi le candidat qui doit être élu PRESIDENT DE LA REPUBLIQUE DE MADAGASCAR doit être prêt physiquement et surtout intellectuellement (avoir le bac serait un atout sans précédent dans un premier temps).

    Mais je sais qu’au plus profond de moi même Madagascar ne redoute plus le changement mais qu’il l’attend! Et ce changement c’est ce candidat qui va l’incarner!

    Je sais qu’il faut faire renaitre l’espoir parce que dans la société malgache les peurs sont innombrables. Je sais qu’un nouveau monde se dessine et qui suscite de nombreuses inquiétudes aux Malgaches. En voulant se rassurer à bon compte on ne fait que aggraver les peurs des Malgaches (cette majorité silencieuse).

    Et ainsi il faut dire la vérité aux Malgaches! Il faut avoir le courage de garder les yeux ouverts pour regarder les problèmes de notre pays en face! Le monde évolue, Madagascar ne peut rester immobile dans un fanatisme et un dévouement qui pétrifie les consciences!

    Ce qui fait peur aux Malgaches ce n’est pas le changement, c’est l’absence de solutions alternatives crédibles! Ce qui désarme les Malgaches ce n’est pas la force des nouveautés mais c’est l’impression que plus personne n’est en mesure de dominer et encore moins de maitriser ses évolutions!

    Ce qui exaspère les Malgaches c’est ce FATALISME qui c’est abattue sur tant de personnes éclairés!

    Ce n’est plus la politique qui ne passionne pas les Malgaches, c’est la manière dont nous l’a concevons qui n’intéresse plus!

    VOILA POURQUOI IL FAUT CHANGER! VOILA POURQUOI IL FAUT UN NOUVEAU CANDIDAT! UNE NOUVELLE TETE!

    Je sais que les Malgaches attendent de ce nouveau candidat un projet mobilisateur qui leur donne confiance à la fois sur le plan collectif comme sur le plan individuel, un grand dessein pour Madagascar du XXI ième siècle et pour tous les Malgaches! VOILA LA PREMIERE MISSION!

    MADAGASCAR EST UNE REPUBLIQUE ET QUI DIT REPUBLIQUE DIT REGLES, LOIS! SANS VALEURS DIT D’UNE CERTAINE FAçon SANS MORALE!

    OUI je crois au mérite qui seul légitimise les ambitions! Oui je crois au travail qui sans lequel on ne fait rien de sa vie! Je crois en l’effort qui donne du sens à l’existence de chacun! Je crois en la justice qui seul permet de respecter un ordre sans lequel il n’y aurait que la loi de la jungle dans le pays! Je crois à l’ouverture et à la tolérance! sans lequel les sociétés sont mortelles car repliée stérilement sur elle même.

    Au fond ce qu’il nous faut maintenant c’est donner à Madagascar et aux Malgaches le goût de réussir et le gout de la réussite! Ce ne sont pas des mots suspect, ce ne sont pas des mots coupables!!! LES MALGACHES ONT LE DROIT DE REUSSIR POUR EUX ET POUR LEURS ENFANTS!

    Ce candidat doit incarner un nouveau modèle de réussite malgache! qui ne s’inspirera d’aucun autre modèle, mais qui aura comme vocation d’inspirer les autres!

    Nous ne parviendrons pas à rétablir un nouveau modèle de réussite malgache si on ne réhabiliter le travail. Parce que ce qui compte dans la vie, ce n’est pas d’échouer ou de réussir c’est d’essayer de se mesurer et de faire en sorte qu’à la fin de sa vie on retourne en arrière et on se dise qu’on a fait quelque chose de son existence! Les MALGACHES QUI TRAVAILLENT DOIVENT ETRE ENCOURAGES! DOIVENT ETRE RECOMPENSES! DOIVENT ETRE REMERCIES! DOIVENT ETRE MONTRER EN EXEMPLE!

    Pour relever tous ces defits Madagascar a besoin d’une élection, d’un nouveau candidat, la transparence qui ne peut qu’exister sans la présence des anciens président et d’un président de la Haute Autorité de la Transition qui a prouvé durant deux ans ses capacités. Et ainsi faire monter une nouvelle tête qui pourra faire réconcilier les Malgaches avec la politique. C’est pour cela que j’ai dis non aux politiciens qui ne pratiquent que le culte de la personne qu’ils vénèrent (ex: Marc Ravalomanana ou Andry Rajoelina), et c’est pour cela qu’un nouveau candidat serait le bien venu! Les élections doivent permettre l’arrivée d’un nouveau horizon sans les plaies des années précédentes!

    VOILA POURQUOI IL FAUT CHANGER! VOILA POURQUOI IL FAUT STOPPER LE FATALISME ET LE FANATISME! VOILA POURQUOI IL FAUT DONNER LA POSSIBILITER A TOUS LES MALGACHES D’ETRE UN VERITABLE CITOYENS EN VOTANT ET EN RESPECTANT SES DEVOIRS!!! EN UN SENS: LA REVOLUTION DES CONSCIENCES!

    HO ELA VELONA NY MALAGASY

    • bonsoir !
      je suis tout à fait d’accord avec vous, réfléchissez mes chers compatriotes ! qu’en est il de notre position sociale et économique par rapport aux autres pays asiatiques et certains pays africains ? désolant !!!!!!!!! de milaza fa mbola tsy vita ny tolona, de hanarina ny firenena de tsy hay intsony tadiidio fa betsaka ireo olompirenena mahay sy avarapianarana , misaina sy mandinika ary misy tody ny atao
      mazotoa
      mba afaka mangataka ny mail Ismael ve azafady o!

  5. tsy mila Andry Rajoelina Madagasikara ray vohitra!!!

  6. Tsy hita intsony ilay Radio antsiva sur let an ! fa ahoana kay ?

  7. MAHAMENATRA,MANKANDOA BE ILAY CONTRE OFFENSIVE MEDIATIQUE ASAINA ATAO, NA ATAON’NY RADIO ANTSIVA @ZAO FOTOANA IZAO.EFA TSY MIAFINA INTSONY FA HAT 100% AN??!!.MANDISO FANANTENANA.
    izaho izany tsy miandany @iza na iza e!sady ny maha izaho ahy tsy mamela an’izany.fa mampieritreritra ahy ny olona manohana idéologie,manohana olona,…satria manazazakely ny tenany.AHITSIO NY TRAJECTOIRE-NAREO FA MAHAMENATRA.hajao ilay objectivité,na afeno ny tendances fara faharatsiny.
    RASOLOHERY, Sociologue

  8. Raha ny fahitana ny zava-misy t@ asabotsy dia tsapa fa nmaro ireo olona tongateny @ kianjan’ny 13 mai .Raha vao misy vondron’olona dia avy ny EMMOREG manara maso.
    Etsy ankilany, feno olona ny tsena rehetra, hipoka mpivarotra sy mpividy Antananarivo Rehefa hariva ny andro mamonjy fodiana ny olona. Misisika taxi-be izay tsy ampy mihitsy fa nanao special ny ankamarony ka maro no alina be vao tafody.Ireo olona ireo dia maro noho ny teny @ 13 mai. Izany ka vahoaka!Ankamaroan’ireo anefa dia leo ny mpitondra, tsy afa manoatra izy satria mitady hanina isan’andro.sady matahotra sao voafitaka fanindroany indray!
    Tsapanay anefa fa rafitra no olana eto.Natao à fomba rehetra ny vahoaka mba handady vao homana!Ireo mpanao politika goaika antitra no fosotra.
    KOA MOANTSO IZAHAY HANOVA IO RAFITRA IO KA HIANTSOATSIKA NY FIFIDIANANA HENTINA HISAFIDIANANA NY “REFODATEUR” NA MPANOVA IFOTONY.
    “mandehana @fahendrena @ izay eo ivelany, hararaoty ny andro azzo anaovana soa”Kol 4,5
    Io no toetran’ ny refondateur
    liens Madagascar liberté II sur FB

    • Ny marina koa anie dia tsy hitan’ny Malagasy intsony izay lalan-kombana e, tsy hainy intsony izay tena mpitondra azo ianteherana, hany ka be no mitonantonana fotsiny sisa ka rehef hoe: misy fivoriana na olona mitokotoko dia avy koa mitangorona eo, misy moa dia liana fotsiny hoe: inona no ao, misy na dia mifanohitra amin’ny antoko tohanany aza no mivory eo dia avy fotsiny mba hiaino sy hijery izay ao, ao koa ny hanararaotra hisaka paosy ary miandry fandrobana, efa mitonantonana daholo fotsiny e! ilay fahantrana ve sa tsy fahaizana taratasy loatra satria raha atao ny sivana dia karazan’olona toy ny ahoana no betsaka rehefa misy fivoriana eo @ 13 mai na ambohinjatovo, ankoatran’ireo mpitarika manararaotra izay fahantram-bahoaka sy tsy fahaizany izay!

  9. Inona tompoko no tokony atao azafady raha te hiaino ny onjam-peo amin’ny alalàn’ny aterineto?

    • Raha te hiaino radio @ « aterineto » ianao dia atero eto fa ateriko any.
      Mba manao izay hampiomehy fotsiny aho fa tsy hoe manadroadro akory é!

  10. Zavatra tena tiako hampitaina amin ny rehetra sy ny panao gazety ity. Misy merisenera amin ireo manisa vato ireny . manao volontaire ry zareo dia ataony lavitra be mintsy ny olona ny fahitana ny croix eo amin ilay bulettin unique , dia zay tononony eo dia izay.Tsikombakomba no ataon ny pdt de buro ,tsis contre controle izay tononony fa eken ny be sy ny maro d zay .

    TANDREMO FA BOLA IZAY NO ATAON DRY ZAREO AM 2 eme TOUR ka handresy eo indray ireo mino
    Ino foana ireo. Miangavy ny tenako mba hampita ny hafatra ho ren ny rehetra.
    AVERIKO MAZAVA fa merisenera no karamainy hanisa VATO VILANA SY LAINGA . Dia manaiky ny rehetra fa tokony hisy 2eme control ny fanononana nyavy ao anaty urne …..

  11. Mampitandrina ny rehetra ny tenako fa nahita tranga tena fanaon ny merisenera . Kanefa dia mety satria tsy nisy nandray andraikitra na ny observateurs internationnaux aza. Volontaires ry zareo manao ny depouillement . Satria manohana an i DADA . Dia ataony lavitra be ny fahitana ny croix eo am bullettin , ka izay tononony eo dia eken ny rehetra , tsy misy akory olona hafa manamarina fa tena io croix io no tononony , fa d tonga d ampirimina any anaty vata ilay vato diso teo .
    Tandremo rey olona a! TANDREMO FA hanaparitaka izany fomba izany ry zareo amin ny 2 em tour zao. Ka vereziny am horakoraka ianao dia adino ny mi controle ny tena zava misy. Dia vakiany izay tiany vakiana tao. Victim tam zany ny candidat 34 satria io no nifanakaiky teo am lay mpangalatra .RAha mbola azo atao dia tokony averina ny fanisam bato teo iny fa toy izay no fangalarana nataon dry zareo .

  12. salama tpk.otrn tsy mande marina ilay @ aterineto fa radio madagasikara ndray no heno ao am 96.4 FM

    • 97.6 no onjam-peon’ny Antsiva ka, sady toa efa miverina amin’ny laoniny izy ao

  13. MBA alefaso ny radio mba henohinay aty tany lavitra andrina aty ee

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :