C.N.E.A.G.R. NANISANA, misy tsy milamina…

Araka ny tora-po avy amin’ny mpiasa ao amin’io sampana iray eny Nanisana io (Centre National d’Etudes Agricoles du Génie Rural) dia misy ny tsy milamina sy ny kiantranoantrano ao amin’io toeram-piofanana io. Miseho lany ao ny resaka ‘havako sy namako’, Manginy fotsiny, hono, ny antsojay isan-karazany atao amin’ireo mpiasa tranainy mba hahafahana manolo azy ireny amin’ny akamakama.

Mbola hatolony eto amin’ny fotoana maha-mety azy ny antsipiriany momba izany, nanomboka hatrany amin’ny taona 1998, nisian’ny fifandimbiasan-toeran’ny Tale mpitantana, ny fisoloan-toerana taorian’ny naha-lasa minisitra ny Tale teo aloha, sns… ary indrindra fa izay mitranga amin’izao fotoana izao.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :