ARAHABA NAHATRATRA NY TAONA 2010

Tsy ny taona tokoa no manenjika antsika fa isika no manenjika ny taona. Noho izany, dia ARAHABA NAHATRATRA NY TAONA 2010 no atolotro anareo rehetra mpamaky ny gazety_adaladala. HAHATRATRA NY MARO MBOLA HITSINGERINA ANIE ary HO AMPOKY NY SOA SY NY TSARA AMIN’IZAY FIKASANA TSARA REHETRA KASAINTSIKA anie isika amin’ity taona vaovao ity.

ANDRIAMANITRA MANAN-KAREM-PAHASOAVANA ANIE HOMBA SY HITAHY MANDRAKARIVA NY TSIRAIRAY;

3 Réponses

  1. Salama ee
    TRATRA NY TAONA 2010 dia enga anie mba hijery ny fiainan’ny gasy amin’izay ny mpanao politika dia samy ho tahin’Andriamanitra daholo ny isan-tokantrano.
    Peta .

  2. enga anie ka handry fahalemana iGasikara ka ho tahin’Andriamanitra i Filoha Rajoelina

  3. Misaotra, dia samy ho tratry ny ho avy! Ary dia mirary ny tsirairay hikapa hahita ny tonony sy handidy hahita ny vaniny amin’ity taom-baovao 2010 ity!

Répondre à tomavana Annuler la réponse.