Madagasikara/Amerika: vita matavy ny AGOA

Fifanarahana ara-barotra ifanaovan’ny Amerika sy Afrika ny AGOA. Niantomboka tamin’ny taona 2000, ary voatondro hiasa hatramin’ny 2015. Isan’ny nahazo tombontsoa tamin’izany i Madagasikara.

Raha ity vaovao ity anefa dia vita hatreo, miaraka amin’i Niger sy Guinée ny resaka AGOA ho an’i Madagasikara. Tsaraina amin’ny firosoana na ny fihemorana ara-demokratika moa ny firenena homena na tsia io fifanarahana ara-barotra tapahan’ny Kongresy Amerikana io.

2 Réponses

  1. Fiarabana
    Tsy tsapan’i rajoelina ve oe ECHEC ny zavatra nataony nandritra ny heritaona,dia ho aiza izany ireo olona aman-tapitrisany ireo??Toa voamaika niletika ao anaty hatsana mangitsokitsokin’ny famoizampo sy fahakivina ny malagasy amin’ny fahendren’ny mpitondra ao aminy !!!!!!

  2. tokony hiaraka aminy Iran i Madagascar dia amin’izay tsy matory intsony ry zalahy amerikanina ireo ,aiza koa olona efa namono olona mivandravandra izao ve dia tadiavindry zalahy ho haverina ,sady raharahany gasy io ka tsy tsabahany izao SIVANA rehetra izao ,fa angaha ny an’ialahy misy mitsabaka no mihazakazaka mijapy aty aminay

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :