Praiminisitra miaramila: Albert Camille Vital

Voatendry omaly hariva ho Praiminisitry ny Tetezamita ny Colonel Albert Camille Vital, rehefa avy nitazona izany toerana izany vonjimaika Ramatoa Cecile MANOROHANTA.

57 taona ny lehilahy, avy any Toliara. Manampahaizana momba ny Genie Civl, nianatra tany amin’ny Firaisana Sovietika teo aloha (URSS). Manana orinasa miantoka filaminana. Nandalo tao amin’ny École supérieure de guerre ao Paris tamin’ny taona 2001-2002.

Miantso ny daholobe sy ireo ankolafinkery rehetra ary  ny mpanao politika izy mba hifanohana hampandeha ny raharaham-pirenena. Voalohany amin’ny laharam-pahamehana napetrany ny hiantoka ny filaminan’ny fifidianana.

Io omaly hariva io ihany dia efa nisy ny filankevitry ny minisitra notarihany.

2 Réponses

  1. felicitation à Mr général ALBERT CAMILLE ,POUR SA NOMINATION ,je vous beni , force ,honneur et sagesse
    puissance de DIEU LE PERE SOIT AVEC VOUS MAITENANT EST POUR TJRS ,AINSI QUE ANDRY RAJOELINA ET TOUTE VOTRE FAMILLE.
    tSARA TSON-DRANO DAHOLO IANAREO REHETRA TSIRAHIRAHY AVY AO @ GOUVERNEMENT HAT .
    MAHEREZA ANDRY RAJOELINA , ON EST FIERE DE VOUS TENA FALY ANAY FA TSY ATAON’IREO PANTIN INTSONY IANAO ,HISARAKO MANOKANA ANDRIAMANITRA NY @ IO
    MAHEREZA FA NY MARINA TSY MATY MIHINTSY
    ANDRIAMANITRA LEHIBE HITATANA NY DIANAREO SY HIARO ANAREO @ RATSY REHETRA
    VELOMA TOMPOKO!

  2. Rehefa tsy zaka ny fitanana dia miala fa aza ny PM no soloina isakin’ny mietsika zao eeh.Sady ny nataon’ny sasany teo aloha ihany no hatao ka tsy mendrika ny omena tsodrano fa tia tena tsy mieritreritra ny vahoaka mitsy fa ny tenany ihany tsy ao aminy Andriamanitra sy ny fanahy masina fa ny devoly no manjaka ao.
    POTIKA LE FIRENENA EEHH

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :