Tifitra fiaran’i RAJOELINA, Sinema…

Niditra mivantana tao amin’ny TV Plus Madagascar androany hariva nandritry ny fandaharana VAOVAO Atoa Didier RATSIRAKA, avy any Maputo. Nilaza izy fa manameloka mafy ny tifitra natao iny, na iza na iza nanao azy.

Nilaza koa anefa izy (RATSIRAKA) fa ‘possible’ ny maha-sinema azy iny, ataon’ireo mpomba azy ihany, mba hanakanana an’i Andry RAJOELINA tsy ho any Maputo.

Naneho ny fahavononana ihany koa moa ingahy RATSIRAKA ny hanohy hatrany ny anton-diany any Mamputo , na misy Andry , na tsy misy Andry.

Manatona ny KrisZmasFy zalahy a! Aleo mba hiaina ampilaminana ny Malagasy, fa ny politika politikanareo io, asio fetrany ihany. Samy manam-pahaizana daholo mantsy ary samy mpitari-tolona daholo ianareo efa-dahy : RATSIRAKA efa hatrany amin’ny fahatany Gasy, ZAFY tamin’ny 1991, RAVALOMANANA 2002. Sady samy manampahaizana sy manamboninahitra koa: RATSIRAKA Amiral, ZAFY Profesora be galona, RAVALOMANANA Honoris cosa bobaka be, ANDRY mpanentana vahoaka 13 mai.

Ka alamino, alamino fa tsara ny sôma, Choc Choc  Choc e, halako managno Choc e yaaaah!  Ady Ady Ady halako olo-miady (Max Exception io)

Ka mino aho fa na ireo mpampihavana anareo ireo za mety tsy manana ny fahaizanareo akory, ka sao hahamenatra ny ampihavanin’ny ‘sanatriaviko, kondrana’ toy izany. Nefa ny tena mba manana voninahitra sy haja ihany.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :