BOMBS 2009

Toy ny efa nahazatra ireo zoky tamin’ity resaka fitorahana blaogy ity, dia tonga indray ny BOMBS 2009. Natao indrindra izy io hifidiananareo mpamaky ny vohikala, na blaogy nandrian’ny fonareo nandritry ny taona. Entanina araka izany isika mpamaky sy mpanovo teto amin’ny gazetyavylavitra.wordpress.com, ny avylavitra.wordpress.com ary ny tenygasiko.wordpress.com mba handray anjara ho fanohanana sy ho fandrisihana hatrany amin’ny fanohizana izay efa vita hatrizay, ho entina hanatsarana ny ampitso koa Manantena anareo mpamaky àry amin’ny fifidianana ny vohikalantsika, mba hahafahana manatsara sy manolotra hatrany ny tsaratsara kokoa.

Tsotra fotsiny no ataonao:

1 * tsidiho ny http://www.bestofmalagasyblogs.com/bombs/

2 * Mahazo toy ity ianao, ary mameno sisa no ataonao, aza adino ny mametraka izay mba heverinao fa hafatra tokony hampitaina amin’ny mpitsara sy ny namana rehetra.

  1. Laissez votre nom(required)
  2. Email(valid email required)
  3. Déposez votre BOMBS (eto no apetraka ny https://gazetyavylavitra.wordpress.com/ na izay vohikala nandrian’ny fonao nandritry iny taona 2009  iny (required)
  4. Best of
  5. Teny Gasy
    Vita Gasy
    Tanora Gasy

    Mpivoy Gasy
    Kolo Gasy

  6. Commentaires(required)

Vita ireo rehetra ireo dia tsindrio ny bokotra

Hery lehibe ho an’ny mpanoratra ny fanohananao azy mandritra ity fifantenana BOMBS 2009 ity, koa misaotra sahady anareo mpamaky

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :