Miakatra ny maripàna

Araka ny re teny amin’ny MAGRO androany dia hiakatra eny amin’ny kianjan’Ambohijatovo ny ‘légalistes’  (‘ara-dalàna’) manomboka rahampitso. Ny mpitandro filaminana koa anefa efa nilaza fa vonona hiatrika izay mety ho fihoaram-pefy ataon’ireo mpaneho hevitra.

Miakatrakatra indray ny tosi-dra ara-politika.

Dia ho hita eo indray izay ho entin’ny ampitso ho an’ny Malagasy amin’ity resaka mokon-dohan’ny mpanao politika sy ny resaka ady seza tsy mety milamina ity.

Fanampim-baovao farany androany 1-09-2009 : Raha i TABERA sy LECACHEUR nilaza (miaraka amin’ny satroka penjy nanaovan’izy ireo) teny amin’ny MAGRO fa hiaraka ireo firehana telo hidina a-dalambe androany 1-09-2009, dia nilaza kosa indray i RAKOTOVAHINY Emmanuel sy Ange ANDRIANARISOA fa tsy nisy mihitsy fiaraha-midinika momba izany ary tsy mbola vonona ho amin’izany izy ireo.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :