Governemanta vaovaon’ingahy Roindefo

Governemanta no nandrasan’ny maro omaly halina tamin’ny 8 ora, avy eny Mahazoarivo, ka dia tena mbola manta tokoa angamba fa tsy tafavoaka tamin’io fotoana voatondro io ilay izy.

Nilaza moa ingahy Roindefo fa avy niresaka tamin’Atoa Andry Rajoelina ka hoe anio amin’ny 11 ora indray no hovakiana ny anaran’ireo Minisitra rehetra (voalaza ho avy amin’ny fironana rehetra sy ny fiarahamonim-pirenena), noho ny sasany amin’izy ireo mbola any ampita sy any amin’ny faritany.

Efa naneho ny fahavononany hanampy sy handray anjara amin’io Tetezamita io koa ny OTRIKAFO, na dia nasiany fepetra ihany aza izay firotsahany handray anjara izay.

Dia miandry fa Gasy indray izany e!

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :