ITAOSY: Tapaka ny lalana eny

Toa hoe noho ny fantson’ny JIRAMA nanao lalam-poza, dia nihotsaka ny làlana eo ampivoahana indrindra ny tetezana avy any Itaosy (eo Ampasika). Lavaka mitanatana no hita eo. Tonga nikarakara izany ny tao amin’ny Ministeran’ny Asa vaventy, niaraka tamin’ny fitaovana mavesatra sy mpiasa vitsivitsy.

Niteraka fahasahiranana lehibe ho an’ny mponina teny amin’ny manodidina izy ity satria na ny bisikilety sy ny moto aza dia sahirana tokoa mitady izay hizorana. Ny olona aza moa mila tsy hahita izay hizorany.

Mampanantena fiverenana malaky sy anaty fotona fohy anefa ny ao amin’ny Ministera.

Soa ihany fa anisan’ireo làlala nahazo ilay famatsiam-bola be tamin’ity herinandro ity izy io.

Mandra-piandry an’izay dia aleo iainantsika an-tsary ny fahasahiranana nisy teny an-toerana.

100_1166

100_1169

100_1171

100_1172

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :