Namono tena ve David Carradine?

Tany amin’ny hotely iray tao Bangkok no hita nihantona ny vata-mangatsiakan’i David Carradine.

Hanao tournage tamin’ilay horonan-tsarimihetsika « Stretch » no nahatongavany tany Thailand. 72 taona izy izao maty izao, raha efa tany amin’ny faha 5 taonany no nolazainy fa efa nanandramany namono tena [ fa ity vao tena tafita lery an!]. Ny sarimihetsika ahitana ireny haiady Kung Fu ireny no tena nitondra azy tamin’ny lazany.

Niboridana ny razana tamin’ny fotoana nahitana azy, araka ny tatitra, ary hatreto dia tsy voaporofo ny fisian’olon-kafa niaraka taminy tao an’efitranony.

Raha misokatra ny fanadihadiana momba ny fahafatesany, dia efa any amin’ny hopitaly atao autopsie kosa ny razana ankehitriny.

Fantatra ihany koa moa fa mpandray zava-mahadomelina mahery vaika ranamana, toy ny LSD sy ny Cocaine ankoatry ny resaka toaka.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :