Fanohanana ny Global Voices Advocacy [Blogging for a cause]

Ny Blogging for a cause dia ezaka ifanohanan’ny Zemanta sy ny Social Innovation GreenHouse. Misy hazakazaka famoriam-bola atao amin’izany ary isan’ny mandray anjara amin’izany  Global Voices Advocacy.

Ny Global Voices Advocacy dia sehatra iray ahafahan’ny fahalalahanao miseho masoandro. Na fanehoan-kevitra izany, na fampitana vaovao. Rehefa mety ho fahalalahana ka hitanao fa tsy manimba ny hafa.

Toy ireo hafa rehetra efa nitondra ny anjara fanohanana amin’ny fifidiana (vote), dia mitondra ny ahy aho androany. Ary manetana anareo koa hifidy ny Global Voices Advocacy

[mg]Manohana ny Global Voices Advocacy (tetikasa GVO) amin’ny Blogging for a cause karakaraina miaraka amin’ny Zemanta aho. Ny Global Voices Advocacy izay sehatra iray ahafahanao manana fahalalahana. Ry namako, manaova toa ahy koa. Fido ny GlobalVoices Advocacy.

[Eng] I’d like to support Global Voices Advocacy ( a GVO project) with Zemanta Blogging  For A Cause.

Dear Friends, do like me, support GlobalVoices Advocacy and you’ll have your part of freedom.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :