Tract mipetaka eny amin’ny abri-bus eto Tanà

100_0255Misy an’itony indray izao mipetaka eny rehetra eny. Sary atao ‘No Comment’, fa anasana ny rehetra kosa hifan akalo hevitra (tsy tiako ny mampiasa ny hoe hiady hevitra)