Nisy naka an-keriny ingahy Ranjivason Jean Theodore

Rehefa nody avy namangy faty teny Nanisana ingahy Ranjivason Jean Theodore mivady ka handeha hamonjy fodiana teny Ambatomainty, dia nisy naka ankeriny tokony ho tamin’ny sivi ora latsaka fahefany. Nisy fiara 4 x 4 mitondra ny laharana 2303wwt double cabine nanaraka azy ireo ireo.  Ka raha nirahan’ingahy Ranjivason hamoha vavahady ny mpiambina azy dia nivoaka tampoka kosa ireo efa-dahy tao anatin’ilay 4 x 4 hifehy ilay mpiambina sy hamoha ny varavara’ny fiaran’ingahy Ranjivason. Ny sasany kosa naka ny findain’ny vadiny. Finday enina no lasan’ireto mpaka an-keriny ireto (telo an’ny mpiambina, roa an’ingahy Ranjivason, iray an’ny vadiny).

Mbola misy ifandraisan’izy ity amin’ny raharaha TGV sy ny diabe androany ve sa raharaha hafa mihitsy?

Mbola tsy fantatra hoe aiza izy izao na iza no naka azy.

(source Radio Viva sy Antsiva)

Une Réponse

  1. C’est vraiment de l’injustice. Je ne pense pas que c’est une facon légale : kidnapper. Et encore pire, prendre un cellulaire! Franchement! Il y a des limites! Je suis vriament dépassée par les évenements!

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :