Nisy maty koa tany Toliary

12 febroary: Hatreto aloha dia tsy mbola feno ny vaovao azoko. Ampitaiko fotsiny aminareo izay azo ary dia fenointsika miadana eto. Nisy korontana koa tany Toliary tany ary dia nisy ny maty sy naratra. Izay ihany aloha no azoko ambara fa afaka mametraka hafatra eto izay manana vaovao momba izay. Indrindra fa ianareo any an-toerana. Iangaviako indrindramba hampiditra izay niainanareo eto ho fantatry ny maro. Misaotra mialoha.

13 febroary: araka ny tatitra voaraiko izao maraina izao dia 6no maty ary maromaro ihany ny naratra. Raha ny tatitra ihany koa dia ‘bande organisée’ no fahitàna aireto andian’olona voatifitra ireto.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :