Ministres du Gouvernement de Transition

Dia ireto aloha izany ny minisitra notendren’ingahy Momnja Roindefo Zafitsimivalo ho ao anatin’ny governemantany. Amin’ny manaraka, hoy izy, ny anaran’ireo hafa mbola tsy voatendry

Ministre de la sécurité intérieure: Gal Organes R.
Ministre de la decentralisation et de l’amenagement du teritoire :Andrianaivoarivelo H.
Ministre de l’intérieur et de la reforme administrative: Masimana Manantsoa
Ministre des finances et du budget: Razafimahaleo Benja (rahalahin’i Herizo Razafimahaleo)

Mety ho misy diso angamba ny fanoratako ny anarana ka ialako tsiny fa ratsy be ny feon’ilay Radio nohenoiko. Tsy nanatrika teny ankianja mantsy aho.Hahitsiko miandalana eo ihany araka izay ahazoako azy

Milaza ny avy amin’ny Transition fa Ville morte rahampitso, raha fety be kosa no karakarain’ny mpomba ny fitondrana eny ankianjan’i Mahamasina. Niteny moa i Andry Rajoelina ho an-dramatoa Ben’ny tanàna ny amin’ny hamelana malalaka izany hetsika izany, na dia an’ny Commune Urbaine Antananarivo aza ny toerana (araka ny teniny ihany).
Nilaza koa ny teny ankianja fa amin’ny maha-ville morte ny rahampitso, dia io koa no andro hitsaran’ny ny loham-piangonana isan-tsokajiny manoloana izao hetsiky ny vahoaka izao, ho hita eo hoy hatrany i Sareraka, raha tena manaraka tokoa ny hetahetam-bahoaka ka hanakatona ny sekoliny avy ireny antokom-pinoana ireny, na hanaraka ny baikon-dRavalomanana.

Dia hatreo indray aloha no azoko nampitaina.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :