Mpanao gazety voatifitra

Vaovao vonjimaika: Mpanao gazety roa no voatifitra androany: ny iray mpanao gazetin’ny RFI, ny iray mpanao gazetin’ny RTA. Mbola tsy hay na maty na velona fa miandry ny fanampim-baovao.

6 Réponses

  1. tena confirmé ve i mpanao gazety RFI io ry avylavitra ? Samy miandry vaovao tokoa fa misaotra mampita e !
    Mahereza daholo ianareo any.

  2. Misaotra amin’ny fanomezana vaovao.
    Afaka alefanao ve ny lien ahafahana mijery ireo sary ao @ flickr momba ny emeutes androany tao Antananarivo?
    misaotra mialoha
    manuella (france)

  3. Misaotra betsaka indrindra mampita vaovao sahala @ izao. Tena mankasitraka e !
    Titi

  4. Misaotra betsaka mampita ny vaovao.Tena afa-po izahay aty alavitra aty.Tsoriko eto fa ity ihany no loharanom-baovao avy aty Madagasikara mahafa-po indrindra.Tsy manadino ny mivavaka ho an’ireo izay niharan’ny voina izahay ary ho an’ny Malagasy rehetra ao anatin’ny tolona, indrindra koa fa ho anao izay mahery fo manangona sy mitatitra ny vaovao.Misaotra betsaka e.
    Ambinintsoa

  5. Manolotra fankasitrahana amin’ny fampahafantarana an-tsoratra sy an-tsary toy izao ny zava-misy eh, indrindra ho an’ireo izay any lavitra.
    Ny TVM mantsy toa tsy milaza na inona na inona mikasika an’izao toe-javatra izao hatramin’izao fotoana hanoratako izao.

    @Manuella :
    Indro ilay lien flickr gazetyavylavitra e :

    http://www.flickr.com/photos/23374141@N04/

    Miara ory amin’ireo malagasy iray rà namoy havana, ray, reny, zanaka tamin’izao hetsika izao

  6. Eny na ho inona na ahoana ny zava-mitranga dia mamelahy ahy ry fireneko fa diso taminao aho namela anao irery lavitra ahy . Tena tsapako ankehitriny fa tena mahantra ianao sy ireo zanakao , ilay harena ao aminao dia lasa tantely afa-drakotra ka ny zanakao no tsy misakafo sy fadiranovana . Midera ny heri-pon’ireo zanaka ireo aho . Fa mba iza mao no hijery azy ireo amin’izao fahatrana mafy mahazo azy ireo izao ? Zoany tsy misy hiadiana hevitra ny mitaky izay fananany sy ny HASINY. Ho an’ireo izay manodikodina sy mivarotra io TANINDRAZANY io dia ianareo sy ny ZANAHARY no mifanazava . Eny fa notamperinao ny ain-janany noho ny fanodikodinanareo ny harenany sy ny fivarotanareo ny TANINDRAZANY ! Asa ra mba nofo sy rà ihany ianareo na tsia . « 

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :