Geurre de communication

Miditra amin’ny resaka ‘geurre de communication’ ankehitriny ny roa tonta.
Andaniny ry Andry Rajoelina miantso ny rehetra hanidy trano fiasana rahampisto (na birao io na fianarana na ministera).
Ankilany ny fitondrana miantso ny rehatra hanohy nyasa aman-draharaha fanao ny isan’andro (asa sy fianarana) fa vonona hiaro azy ny fanjakana.

Samy manao toto afo amin’ny fampitana izany amin’ireo haino aman-jery araka izay tratry ny andaniny sy ny ankilany amin’izao fotoana faramparany alohan’ny andro Alatsinainy izao.

Mivoaka koa ankehitriny ireo fanambarana senidkaly samihafa mitaona ny mpiasa mba hamonjy ny 13 mai.

Ny sekoly katolika kosa dia nasaina manokana hihaino ny RDB vao mamonjy na tsia ny toeram-pianarana.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :