Ravalomanana vs Rolland Ratsiraka

Alohan’ny hanohizana ny zavatra rehetra dia indro omena aloha ny famintinana ny tranga naneranan ny Nosy:
maherin’ny 100 no maty, ka 17 tany Mahajanga, 31 Antananarivo, (93 naratra Tana), ny ambiny miparitakla manerana ny Nosy)
23 ny Magazay lehibe voaroba sy voadoro
30 voasambotra
LMafotaka ny fisavana karatra rehefa tonga ny couvre-feu (na mpandeha an-tongotra na anaty fiara)

Nipoitra teo Antananarivo, namangy ny teny amin’ny TVM / RNM Ravalomanana omaly. Avy eo nijery ny fahavoazan’ny Magro Tanjombato sy ny manodidina an’Andoharanofotsy.
Nambarany fa Rolland Ratsiraka sy Dolin Rasolosoa no tompon’antoka araka ny vavao azony tamin’ny Minisitra Frantsay momba ny raharaham-bahiny. Tsy misy intsony hoy izy famoriam-bahoaka azo atao raha tsy misy alalana avy amin’ny fitondrana.

Namaly ny Quay d’Orsay fa lainga no nolazain’i Ravalomanana, fa fifanatonana no nasainy aroso, fa tsy filazana velively momba ny maha-tompon’antoka an’i Rolland Ratsiraka

Rollan Ratsiraka : Sur les ondes de la Radio Antsiva et par telephone: …Tsy manaiky ny filazan’ny fitondrana ny amin’ny maha-tompon’antoka…Hafahafa ihany ….Izahay tsy mamoron-dainga toa an-dRavalomanana…Mba tafaresaka koa tamin’i Bernard Kouschner zahay…Hampandroso an’i Madagasikara ve ny fisamborana an’i Roland Ratsiraka?…Be dia be koa no tokony hitsarana ny filoha…Samia mandeha any amin’ny tribonaly…tsy matahotra an’izany aho…Samia maka izay tiany…fa rehea tsy ao antin’ny antokony dia fahavalo, gadraina, na vonoina….Ny olona te-hamaky ny orinasan-drangahy io foana, na toeran nolalovan-dRolland Ratsiraka na tsia…Ankehitriny azy nyvava ka tsy hitako izay lazaina…Betsaka anie ny kakain’ny vahoaka amin’io fitondrana io e…Mahalala sy miteny izany na ny any ivelany aza….’

3 Réponses

  1. Namaly ny Quay d’Orsay fa lainga no nolazain’i Ravalomanana, fa fifanatonana no nasainy aroso, fa tsy filazana velively momba ny maha-tompon’antoka an’i Rolland Ratsiraka.

    Aiza ny filazany Quay d’Orsay io? Hoy ve izy hoe Ravalomanana ment….?

    Avy amin’ny tompon’ny blaogy: Ny fampielezam-peo rehetra dia samy nilaza izay avokoa, ary raha tsy diso aza ny fihainoako dia hatramin’ny RFI, izay namelabelatra zavatra maro tokoa momba ny mpitondra ankehitriny. Avoakako daholo moa ny lafin-kevitra rehetra toy izao mba tsy hanenjehanao ahy aoriana hoe nirona tstsy aho, ka tsy naseho ny taroa, na mitongilana etsy ka tsy mijery ny ery!. Mankasitraka indrindra ny fanehoan-kevitra rehetra e!. Fampitàna sy vaovao re sy hita eny rehetra eny no ataontsika

  2. Le président malgache Marc Ravalomanana a déclaré hier que c’était à la suite d’un entretien téléphonique avec Bernard Kouchner qu’il avait décidé de lancer des mandats d’arrêt contre deux responsables de l’opposition, Roland Ratsiraka et Dolin Rasolosoa, car le ministre les aurait désignés comme les « cerveaux » des actes de vandalisme de ces derniers jours. Confirmez-vous ce dernier point ?

    Je démens formellement que Bernard Kouchner ait tenu de tels propos

    Eric Chevallier porte-parole du Ministère des Affaires Etrangères, Quai d’Orsay lors d’un Point Presse diplomatie.gouv.fr – 29.01.2009 version vidéo >> et version texte >>

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :