TAPAKA NY VIVA

Navelako nandeha mandra-maraina teo ny Radio, ka ny onjam-peo VIVA no nohenoina.

Sondrian-tory aho nony nisasaka ny alina.

Rehefa nifoha aho fa poritra te-hipipy tamin’ny 03h maraina, dia tsy naheno na inona na inona intsony.

Tapaka tanteraka ny onjam-peo VIVA.

Tsy haiko izay fandehan’ny tantara tao iny alina iny. Nisy ve ny fifandonana? Voasambotra ve i Andry? Nisy ve ny maty sy ny naratra?

Miandry ny andro hiposaka daholo vao mivaly izay rehetra mety ho fanontaniana manitikitika ny be sy ny maro. Ny Radio Antsiva indray izao no nalefako eo io mandra-pifoha maraina, mba hany azo antenaina hilaza vaovao haingana, toy ny Don Bosco sy ireo vitsivitsy namany.

6h35 (26/01/2009) Tsy mandeha koa ny RNM hatramin’izao fotoana izao. Tsy fantatra koa hoe nahoana.

5 Réponses

  1. Ny teknisiana Viva ihany no naka ny fitaovana mety hampiasaina radio « piraty » ka hifindrafindra foibe tsy hahitan’ny mpitandro filaminana azy!

  2. Efa nilaza ny andriamasopokonolona natao interview fa miaramila miisa 300 no naka anireo, ary tao anatiny zany zavorovoro zany koa no nahasimba ny emetteur tvm

  3. Asa angamba raha ny teknisiana RNM koa no naka ny fitaovany radio matoa tsy misy feo intsony ?

  4. inty misy vaovao manazava ny antony no nahatapaka ny RNM avy aminy namana sobika.com :
    Fil info
    – 15H50 Andry TGV va s’exprimer sur Tv Plus
    – 15H30 Auditorium Ankorondrano brulé !
    L’armée refuse d’intervenir laissant le champ libre aux manifestants. Marc Ravalomanana serait
    – 15H00. Magro Ankorondrano dévalisé par La foule
    – 14h40 Magro Tanjombato du groupe Tiko brulé !
    – 14h00 : MBS brulée ! 2 morts par balle coté TGV
    – 13H00 : TVM et RNM ont été brulées par les Tgv
    – 02H50 RADIO VIVA fermée par des mercenaires

  5. fa tsy ny mersenera miteny anglisy veh??

Votre commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l’aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l’aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :