cyclône

Nivadika ho rivo-doza ilay andro ratsy taty akaikin’ny morontsirak’i Madagasikara. Ho entina eto ihany ny andinindininy rehtra rehefa azo

Ilay ao amin’ny Ranomasim-be Indiana dia any amin’ny 330 KM Avaratra Atsinanan’i Mananara ny foibeny ary manaraka ny sisiny atsinanana ny masony. Ny vatany kosa dia hahakasika an’i SAVA, Analanjirofo, Atsinanana (mahazo filazana fanairana ireo)

Ilay iray faharoa ao amin’ny Ranomasim-be Mozambika koa dia any amin’ny 145 km Avaratra andrefan’ny distrikan’ny Morombe ny foibenytamin’ny 9 maraina teo.
Mitondra rivotra mahatratra 60km any amin’ireo faritra ireto Melaky ,Menabe, Atsimo andrefana

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :