KOFIMANGA:Ny loza tsy miera

Na dia tsy natrehi-maso aza ny fotoana nitrangan’ity loza iray ity (ny alin’ny Alahady 07-desambra-2008), dia hita amin’ny alalan’ireo singa rehetra nanodidina ny toerana nilatsahan’ny fiara fa tena nandeha mafy tokoa ity firan’ny Kaoperativa KOFIMANGA , laharana 0955 TAK ity. Noteteziny ao amin’ny fito metatra eo mantsy ny dongom-bato amin’ny ankavian-dalana vao natsipin’ny fototra tokony hanaovana publiphone ho any anaty tananan’olona ilay fiara. Voalazan’ny teo an-toerana la vehivavy iray no naratra tao anatiny, izay niaraka tamin’ilay mpamily. Avy any Toamasina tany angaha hoe ilay fiara mpitatitra io no izao nidiran’nandro izao. Dia mba mitandrema hany zalahy fa raha tamin’ny fotoana naha-be olona iny faritra iny no nisehoan’io, dia faty maro no noraisina teo.

http://www.flickr.com/photos/23374141@N04/3092290696/

http://www.flickr.com/photos/23374141@N04/3091457243/

http://www.flickr.com/photos/23374141@N04/3091445615/

Azonao atao ny mahita ny sary hafa any amin’ny Flickr  Avylavitra

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :