Tsy Tweet ity na dia fohy aza an!
Re izao fa nivoaka any ny didy mampisambotra an-dry Fetison Rakoto Andrianirina, ‘Rasomotra, Razafimbelo, deputé TIM teo aloha tao amin’ny firaisana 1, Felix depiote tao amin’ny Firaisana faha-4, Davida mpiasan’ny commune’ sy ny namany. Tafiditra anatin’ny resaka fanaingana fiokoana teny amin’ny RAS mapahibe ity raharaha ity
Omena eto ihany ny andinindininy rehefa azo.
Classé dans: politika, tapatapany | Tagué: Andrinirina, Davida, Felix, Fetison, Rakoto, RAS, Rasomotra, Razafimbelo | Poster un commentaire »

