Didy fampisamborana…

Tsy Tweet ity na dia fohy aza an!

Re izao fa nivoaka any  ny didy mampisambotra an-dry Fetison Rakoto Andrianirina, ‘Rasomotra, Razafimbelo, deputé TIM teo aloha tao amin’ny firaisana  1, Felix depiote tao amin’ny  Firaisana faha-4, Davida mpiasan’ny commune’ sy ny namany. Tafiditra anatin’ny resaka fanaingana fiokoana teny amin’ny RAS mapahibe ity raharaha ity

Omena eto ihany ny andinindininy rehefa azo.

Suivre

Recevez les nouvelles publications par mail.

Joignez-vous à 400 followers