Commentaires pour GAZETY_ADALADALA

Commentaires sur Famonjena nitera-doza (Topicana II) par Rondro
Mba lalina tokoa re ! Maniry fiononana ho an’ny fianakavian’ireo namoy ny ainy.

Commentaires sur Famonjena nitera-doza (Topicana II) par Rabelazao
Mampalahelo tokoa izany.  Miombona alahelo amin’ny rehetra.

Commentaires sur Teny Malagasy ho fampianarana ny zaza Malagasy par sipakv
Tena midera anao avylavitra nametraka an’ity lahatsoratra ity fa tena voakasika ao anatin’ilay resaka daholo ny fanontaniana mety misy amin’ny olona te hanadihady ny momba ny fanagasiana.

Misaotra e.

Commentaires sur Hatrany Mampikony ka hatrany Mananjary par Ratadiavina
Tany ambanivohitry Mandritsara aho fa dia nitovy amin’izany ny zavamisy ,ny tena indray no menatra (20ans en france),nijanona 2 jours tao amin’ilay tanana aho fa dia am hazo kely ry zalahy no mifitra dia nanontany aho hoe maninona raha manao wc dia ny valiny hoe ,lafo be izany dia voatery ny tena no nampanamboatra sinon ny zaza tsy mety andeha any analan-draha any

Commentaires sur Procambarus * Foza orana par ikalamako
izay indray aho vao nahalala ity vaovao ity ry avilavitra, lalina izany !

Commentaires sur Procambarus * Foza orana par gazetyavylavitra
Ny tatitra rehetra nahazoana ireo zava-boalaza ka nitondranao fanamarihana dia tsy avy aiza akory fa avy amin’ireo mpampianatra mpikaroka (enseignants chercheurs) eny amin’ny Anjerimanontolo Malagasy izay nanaraka akaiky ity raharaha ity sy nitondra fanentanana tamin’ny fotoan’androny ho an’ny mponina teny Ambohitrimanjaka. Ary raha tena mponina eny amin’ny Betsimitatatra ise dia hahita io vavarano nalaiko sary io. Araho akaiky ny manodidina azy io dia ho hitanao fa feno lavaka sy efa misy banga be ny morona. Manaraha ny tatatr’Ingahibezandriny dia hahatsapa ianao fa mikorotsaka ny moron-drano. Atahorana noho izany ny hitàran’izay tany mihotsaka izay sy hahasimba ny làlana hoy aho. Mba mikarakara miaraka  tanimbary amin’olona eo mantsy aho ary saika mila ho isaky ny faran’ny herinandro no midina mandalo eny, mba sady mitsidika ny mpikarakara no mijery ny zava-misy ihany koa.

Fanampim-baovao entiko koa ity manaraka ity, toa efa amporisihana indray izao ny tantsaha eny an-toerana mba haka azy io amin’ny fomba rehetra noho io loza aterany io {Raha nenjehina izany tany aloha). Ny antony dia sitrany ahay mba mihena ny isany. Ary marina tokoa ny teninao fa tena sakafom-biby tsara tokoa ilay izy. {Efa nasehoko an-tsary ato angamba izany tamin’ilay sarin’izy mianaka mively amin’ny maritoa sy manao izany ao anaty seau mba ho solon’ny provende).

Angamba mety ho naningana ny ahy raha izany, fa ny voka-bariko tamin’ity dia nihena. Na mety ho niangatra koa ny vintana!!!

Commentaires sur Procambarus * Foza orana par Ramamikely
Tena marina daholo ireo rehetra ireo, fa saingy misy tokony ahitsy kely hoe Loza satria dia mety atao sakafombiby tsara ary mampatavy azy ireo raha azo lazaina. Mba mponina eny ihany mantsy ny tenako fa toa mbola nahavoka-bary betsaka mihoatra ny tàmin’ny taona lasa ihany ny tanimbary.Nefa ianareo milaza fa Manimba fakam-bary izy io? tsia satria ny vary aza dia voaava tsisy hoatrizany. Io ny mail raha te hamaly ianao fa vonona ny hiresaka aminao aho Misaotra betsaka

Commentaires sur LASA OMALY I RAKOTONIRAINY Jean Richard par ikalamako
dia lasa ny saiko hoe firy isan-jaton’ny fiaraha-monina no ianjadian’ny tsy fidiny toa an’i Richard ! Ary firy isan-jatony no mba miezaka manao na dia kely dia kely aza hanomezana tànana azy ireo ?

Hoy foana i Angie : “tsy manana kaonty miavosa any @ banky aho fa raha samy ho faty ihany, aleo aloha manao izay vita kle, fa hampisy sens ilay fiainana.”

Hitombo fahasalamana tokoa anie izy.

Commentaires sur LASA OMALY I RAKOTONIRAINY Jean Richard par Avylavitra
Ela tokoa no niandrasantsika ny antson’i RAKOTONIRAINY Jean Richard. Efa somary nahalasa eritreritra sy nampahatahotra ahy ihany ilay fiandrasana somary ela. Nefa isaorana Andriamanitra fa niantso izy sy ny fianakaviany omaly alina (25-05-2008 à 21h 45). Faly ny fianakaviany ,fa tsy very an-tany lavitra ny havany. Ravo Richard fa tonga an-tanindrazana. Tsy nahatsindry izy ka na dia efa alim-be aza ny andro vao tafahaona tamin’ireo havany, dia niantso anay no nataony, vantany vao nahita ny fomba hahafahany nanao izany. Ity ny ahazoana ny fianakavian’i Richard raha mba misy te-hitondra fampaherezana ho azy sy ny fianakaviany isika 034 09 438 21

Commentaires sur LASA OMALY I RAKOTONIRAINY Jean Richard par ikalakely
Avylavitra!

Mahaontsa tokoa ny mamaky ilay lahatsoratra sy ny tantarany satria mampanontany tena hoe “nanao ahoana izy izay?” , toa tsy niantso anao anefa izy e?

Dia enga anie ho maro ny olona toa anao , ary mirary koa mba ho avotra soa aman-tsara i Kamba kely!