Lahatsoratra iray notsongaiko tao anaty Midi-Madagasikara nivoaka tamin’ny aterineto androany 10-11-2009 no entiko etoana, ho fanampin’izay efa re sy fantatry ny maro hatry ny ela, nefa kosa toa odian’ny Agence de placement ialàna bàla foana rehefa miresaka sy manazava ny manjo ireo mpiasa nalefa ‘hanompo’ any Libanona ry zareo. Eny Ambohipo eny no misy ny [...]
Archivé sous: anao ny fitenenana, tapatapany, tontolon'ny asa | Tagué : fitadiavana asa, Liban, Libanona, Madagasikara | Laisser un commentaire »

