Famonjena nitera-doza (Topicana II)

Niarahan’ny rehetra naheno teo aloha teo ny faharendrehan’ny sambo TROPICANA II, nitondra mpozahatany vahiny miaraka amin’ireo mpitari-dalana (guides) Malagasy niaraka taminy.. Nampalahelo anefa fa noho ny faharatsian’ny toetr’andro, raha iny hidina anaty zodiac iny ireo zandary no latsaka tany anaty ranomasina ireo nalefa hirakora izay niafaran’ny Tropicana II ka zandary roa no maty androany nandritra [...]

Miovaova

miovaova izao rehetra izao, na teotr’andro, na teo-tsaina sns…

Cyclone “JOKWE?” indray

Vaovao voaray tamin’ny 13h Madagascar: Misy cyclone ao amin’ny Ocean Indien. Jokwe no nahenoako ny anarany .
Ity no andro ratsy faha-12 taty amin’ny faritra.
Mikisaka miakandrefana izy io ary mamonjy an’i Diego raha ny fizotrany. Mbola any amin’ny 190km miala an’i Diego ao amin’ny Avaratra atsinanana no misy azy ity, nefa hitondra orana betsaka sy rivotra [...]