SOLOY IREO SARY

Isak’izay misy fisoloan’ny mpitondra dia manaraka ho azy koa matetika ny fanoloana ny sary any anatin’ireny biraom-panjakana ireny. Matetika dia ireo mpomba ny filoha vao miditra eo amin’ny sehatra, (raha vaovao izy io) no manao an’izay fanovana izay. Fotoana mampiedinedina tokoa izay fotoana izay, ary somary ireharehan’ny sasany mihitsy aza rehefa vita ilay fanoloana ny [...]

ANTSO AVO ho an’ny mpiandraikitra ny Commune Urbaine Antananarivo

Vao avy any Antsirabe aho no manoratra ity lahatsoratra ity. Lahatsoratra soratako manokana hiantsoako ny mpiandraikitra ny Commune Urbaine Antananarivo Renivohitra.
Nandritry ny andro vitsy nipetrahako tao an-drenivohitr’i Vakinankaratra dia tena faly sy ravo ery ny saina nahita fa milamina sy madio ny tanàna. Tena mendrika e! Tsy hitako izay ilazana ny zaridaina eo anelanelan’i Tobin’ny [...]

‘World Raid’

Nalaza tamin’ny ‘Mada Raid‘ ilay iraikalahy nisatroka penjy izay tamin’ny fotoan’androny. Nahavita nitety faritra maro teto Madagasikara tamin’ny ‘4 fois 4′  mantsy izy. Ary dia izay no nataon’ny sasany hirahira nony avy eo.
Androany kosa dia izaho no mba hihirahira, fa ry zareo ankehitriny indray dia halaza atsy ho atsy amin’ny ‘World Raid‘. Nahoana hoy ianao? [...]

Fomba hiarovana ny tena amin’ny gripa AH1N1

Indro atolotra anao araka ny efa nampanantenaina ny fomba tsotra azo iarovana ny tena sy ny ankohonana amin’ny areti-mandoza, gripa AH1N1. Dia mbola entanina foana ny hanapariahanao izany amin’ireo havana, tapaka sy namana. Ny fiarovanao ny hafa dia efa fiarovanao sahady ny tenanao.

AROVY AMIN’NY GRIPPE AH1N1 NY TENANAO
1. SASAO MATETIKA AMIN’NY SAVONY NA LAVENONA NY [...]

Fantaro ireo fambara ny gripa AH1N1

Mba ho fandraisana anjara amin’ny fanapariahana izay tsara ho fantatra momba ny gripa AH1N1, indro atolotra antsika ireo fambara rehetra ahalalana fa tratr’ilay aretina ny olona iray. Entaniko koa ianao mamaky azy ity mba hanapariaka azy, ho tombontsoa ambonin’ny Malagasy tsy vaky volo, ary ho fitsimbinantsika ny taranaka fara handimby. Aorian’ity dia mbola hatolotro [...]

DOTMG: fantatrao ve hoe iza sa inona izany?

Mety tsy maro aminareo no mahalala ny DOTMG, nefa dia namana mahafinaritra io. Taitra aho androany nahita ny mombamomba azy nivoaka tato anaty aterineto, tamin’ny Express de Madagascar. Azonao atao koa ny mamantatra bebe kokoa ny aminy ato amin’ity rohy ity.
Fa izay tena mahafinaritra aminy dia ny fandalàny koa ny teny Malagasy sy ny ezaka [...]

Andravoahangy : Ny kely tsy mba mamindro…

Tsy zoviana amin’ireo rehetra mpandalo eny amin’iny faritr’Ambatomitsangana iny ny fisian’ireo mpanao batterie sy mpitsabo kodiarana teo ampitan’ny biraon’ny fokontany IVB – IVC, teo ampitan’ny fivarotam-panafody TIANA. Andro vitsy izao dia nesorina teo ireo rehetra nanana ny asa fivelomany teo, ary misy asa fanorenana kasaina hatao eo amin’ilay toerana.
Ny olana naterak’ity asa ity ho an’ireo [...]

Libanona: mbola hisy ve ny handeha?

 
Lahatsoratra iray notsongaiko tao anaty Midi-Madagasikara nivoaka tamin’ny aterineto androany 10-11-2009 no entiko etoana, ho fanampin’izay efa re sy fantatry ny maro hatry ny ela, nefa kosa toa odian’ny Agence de placement ialàna bàla foana rehefa miresaka sy manazava ny manjo ireo mpiasa nalefa ‘hanompo’ any Libanona ry zareo. Eny Ambohipo eny no misy ny [...]

Anafaro fianakaviana ny toy itony

Raha ho any Antsirabe no dianao, na ny fianakavianao, dia mba tandremo ny toy ity.
Nentin’ny hamehana ireto olona vitsivitsy hiazo an’Antsirabe, ka raha tokony ho an’ny amin’ny fasan’ny karana no haka fiara fitaterana, dia notsenain’ny mpanera teo Anosikely (Anosy anoloan’ny Tranoben’ny Loholona). Isan’izy sasantsasany tamin’ny ankohonan’ny mpitantara. Fiara roa no teo. Tsy nisy nanampo ny [...]

Fetibe niaraka tamin’ny Hosona Lion/Orange

Hosona = câble
Dia nifety tokoa moa ny olona omaly 07 novambra teny amin’ny Kianjan’Alarobia.
Rehefa niala tany Toamasina tamin’ny Alakamisy 05 novambra tokony ho tamin’ny 8 ora sy sasany ny sarin’afo (satria tsy mbola afo mirehitra no nentina teny fa sary namboarina) fanamarihana ny fahatongavan’ny hosona Lion eto Madagasikara, an’ny orinasa Orange, mba hampitombo ny hafainganam-pandehan’ny [...]