MANJAKAMIADANA: 14 taona lasa

14 taona lasa izay no nahamay ny Rovan’i Manjakamiadana sy ny tao amin’ny Ministere des Finances Antaninarenina. Zafy Albert no filoha ary Ravony no praiminisitra tamin’izany fotoana.
Ny 06 Novambra 195 tokony ho tamin’ny 5 ora sy 30 min hariva no voalazan’ny vavolombelona tamin’izany fotoana fa nahitana ny lelafo voalohany teny an-dRova.
Ny 30% tamin’ireo fanaka tao [...]

ADDIS-ABEBA: ny vokatra

Dia nilatsaka izany izao (07 novambra 2009, 6 ora sy 15 min) ny vokatra avy any Adis-Abeba, rehefa nandrasana hatry ny ela ny hahaterahan’AmbatoBevohoka.
Telo volana katroka taorian’ny tany Maputo, ary nihoatra lavitra ilay roa volana nolazaiko tamin’izany fotoana.
Nifanaraka izany ny Firehana Zafy Albert, Ravalomanana Marc, Ratsiraka Didier, Andry Rajoelina fa fa hampihatra ny Accord politique [...]

K’izaho ve?

Roa taona lasa izay no nanoratako ity tononkalo ity. Toa mifanandrify indrindra amin’ny zavatra miseho amin’izao fotoana anefa ny votoatiny. Misaotra betsaka indrindra an’i Endrika01 nametraka fanamarihana tao anatin’ny vohikalan’ny Serasera.org izay nametrahako azy tamin’izany roa taona lasa izany, izay arahabaina ihany koa nahatratra ny tsingeringerina nijoroan’ny vohikala.
Indro averiko etoana kosa izy ho vetsovetso [...]

Malagasy ve ianao?

Mba isan’izay nandefasana ilay rakipeo nataon’ny solontenan’i Congo, nihaika ireo firenena afrikana namany ao anatin’ny SADC sy ny mpikambana ao amin’ny Firenena Mikambana tsy hamela an’i Andry Rajoelina handray fitenenana aho.
Taorian’iny dia nihaino ny fanehoan-kevitra maro samihafa avy amin’ny olon-drehetra teny ho eny, na izany teny an-dàlana, na tany anaty fampielezam-peo samihafa koa.
Tsy vitsy ny [...]

Fisamborana (Arrestation à l’)hotel Nalugaro 67Ha

Tokony tamin’ny 12h 40 teo dia voasambotra tao amin’ny NaLuGaro Hotel ny sénateur Naika Eliane.

Sary tokana azon’ireo mpaka sary teny an-toerana momba ny nisamborana ny Loholona Naika Eliane
Dimy minitra talohan’ny nahatongavan’ireo mpisambotra dia efa tafatsoaka daholo ny sasany rehetra, anisan’izany Rasomotra.
Araka ny tatitry ny tompon’ny Hotely dia efa ho 7 volana tany ho any taorian’ny [...]

11 septambra nankalazaina tamin’ny fomba Malagasy

Daty manana ny tantarany, tsy ho an’ny Word Trade Center ihany, fa na ho an’ny Malagasy koa aza ny andron’ny 11 Septembre.
Androany dia tonga nanohina ny antso natao teny amin’ny MAGRO omaly ny olona marobe fa hoe ho ano amin’ny kianjan’ny ‘demokrasia’.
Tonga teny andriamatoa isany Ambroise sy Satrobory.

Niezaka ihany ingahy Ambroise ny hifehy ireo ‘vahoakany’, [...]

Ambohijatovo androany 11-09-2009

Ny tenin’iza no arahana, ary ny an’iza no hodisoina?
Raha nilaza tamin’ny rehetra ry TABERA sy LECACHEUR teny Ankorondrano (kianjan”ny ara-dalana”)  omaly ny amin’ny mety hidinana an-dalambe sy hankanesana eny amin’ny kianjan’Ambohijatovo (kianjan’ny “demokrasia”), dia nandiso izany kosa ry RAKOTOVAHINY Emmanuel sy ANDRIANARISOA Ange.
Tsy nohamaivanin’ireo mpitandro filaminana anefa izany fa dia tonga maraina be teny anoloan’ny [...]

Nomination des membres du gouvernement suivant le decret N°2009/11/61

Noho ny hamehana dia mety hisy diso tsipelina ny anarana , saingy ezahantsika hahitsy miandalana eny ihany
Vice-President de la Transition = RAJEMISON RAKOTOMAHARO
Président du Congrès de la Transition = Jacques Sylla
Vice-Premier Ministre chargé de l’intérieur= Manorohanta Cecile
VPM chargé des SantéPubliques = Pr. Alain Teandrazanarivelo
VPM chargé des Affaires étrangères = Ny Hasina Andriamanjato
Secretaire d’état chargé de [...]

“Fianakaviana pôlitika eto Madagasikara”

Fikambanana isan’izay manana fotokevitra maharesy lahatra ahy tokoa raha ity fikambanana lazain’i Solonavalona Andriamihaja ity. Tsy nolazainy moa ny anaran’ny fikambanana ka dia hajaiko izay safidiny izay. Mino aho fa mbola havoakany eto amin’ny aterineto ihany ny amin’izay. Inoako koa fa tsy hahasarotiny azy ny hamoahako etoana ny lahatsoratra nosoratany, sy izay mbola ho tohiny [...]

MAPUTO:Vita sonia

Indro fanehoan-kevitra iray noraisina avy tao amin’ny dinidiniky ny serasera atolotro ho an’ny maro.
[serasera] Arahabaina
Dimanche 9 Août 2009 9h48mn 54s
De:”Randriamparany Thimotee”
À:serasera@serasera.com, serasera@yahoogroupes.fr
Akory aby
Dia arahabaina izany fa vita ny sonia ny Maputo.
Koa ny lalampanorenana vaovao maharitra, lalampifidianana vaovao, fifidianana maro hifanesy, ireo izany no maika sy ilana tanana maro; mba tsy iverimberenan’ reo tranga 1971, 1972, [...]