Grippe A: Raha misy voa ny iray amin’ny mpivady, dia ahoana?

Tsy dia mahazatra ahy ny mamoaka lahatsoratra amin’nyteny vahiny, nefa kosa hitako fa tokony mba hampitaina ny toy itony ka dia aelezo araka izay azo atao, sao mba hanavotra ny hafa.
http://www.topsante.com/Femme/Sante/Grippe-A-je-fais-quoi-si-mon-conjoint-l-attrape

Grippe A : je fais quoi si mon conjoint l’attrape ?
Si votre conjoint a contracté la grippe A, il est devenu extrêmement contagieux un ou [...]

Voasambotra i Manandafy

Tsy afaka nahazo an’Ambohijatovo intsony ireo mpomba an-dRavalomanana ka teny amin’ny tokotanin’ny MAGRO Ankorondrano no nanao ny fihaonana fanaon’izy ireo. Raveloson Constant no nanentana sy nanafana ireo mpanara-dia azy teny.
Voasambotra androany efa hariva be teo, tao amin’ny Carlton i Manandafy Rakotonirina, Hanta R. sy ireo olona vitsivitsy niaraka taminy.
Samy nandefa ny sary momba izay na [...]

24 ora nomen’ny Kung Fu ho an”ny miaramila

Raha tadidin-tsika dia nilaza aho hoe nisy taratasy naely tamin’ireo olona tao an-tokotanin’ny hopitaly HJRA ho fankahalana sy fanenjehana ny ankohonan’ireo mpitandro filaminana.
Ankehitriny dia nanangam-bovona koa ny maître Avoko fa hoe manome 24 ora ny miaramila.
Aoka tsy ho tsinontsinoavina ny 24 ora omenay anareo….manana fianakaviana … vady aman-janaka ianareo…
…sns
Dia manontany tena aho no [...]

Friday Talk

Nihaona nifampizara traikefa tao amin’ny ACC Antanimena ny Mpanao gazety matihanina (lazaina mandrakariva hoe traditional media) sy ny mpitoraka blaogy (mampiasa ny New Media, izay ny olon-tsotra no mampiasa azy be indrindra aloja hatreto- journalisme citoyen) nanomboka tamin’ny 4 ora folakandro teo ho eo ary tsy nifarana raha tsy efa nanodidina ny tamin’ny 6 ora [...]

Ny androany 23 aprily 2009

Nafana androany. Nirefotra ny basy. Nisy ny naratra. Tsy mbola fantatra hatreto na nisy maty na tsia.Fa ny hita aloha dia nisy ny ankizy efatra voan’ny bala tsy nahy teny Isotry (raha notrotroin-dreniny teny ampiantsenana), ny tongotr’ilay zaza no nolalovan’ny bala talohan’ny niantefan’izany tany amin’ny kibon’ilay ramatoa ka nampipotsaka ny tsinainy, ary nitondra azy hatrany [...]

Ny androany 23 aprily 2009

Nafana androany. Nirefotra ny basy. Nisy ny naratra. Tsy mbola fantatra hatreto na nisy maty na tsia.Fa ny hita aloha dia nisy ny ankizy efatra voan’ny bala tsy nahy teny Isotry (raha notrotroin-dreniny teny ampiantsenana), ny tongotr’ilay zaza no nolalovan’ny bala talohan’ny niantefan’izany tany amin’ny kibon’ilay ramatoa ka nampipotsaka ny tsinainy, ary nitondra azy hatrany [...]

Nisy naka an-keriny ingahy Ranjivason Jean Theodore

Rehefa nody avy namangy faty teny Nanisana ingahy Ranjivason Jean Theodore mivady ka handeha hamonjy fodiana teny Ambatomainty, dia nisy naka ankeriny tokony ho tamin’ny sivi ora latsaka fahefany. Nisy fiara 4 x 4 mitondra ny laharana 2303wwt double cabine nanaraka azy ireo ireo.  Ka raha nirahan’ingahy Ranjivason hamoha vavahady ny mpiambina azy dia nivoaka [...]

Geurre de communication

Miditra amin’ny resaka ‘geurre de communication’ ankehitriny ny roa tonta.
Andaniny ry Andry Rajoelina miantso ny rehetra hanidy trano fiasana rahampisto (na birao io na fianarana na ministera).
Ankilany ny fitondrana miantso ny rehatra hanohy nyasa aman-draharaha fanao ny isan’andro (asa sy fianarana) fa vonona hiaro azy ny fanjakana.
Samy manao toto afo amin’ny fampitana izany amin’ireo haino [...]

Place de la démocratie 24 janvier 2009

Tena mbola tsy afaka manoratra lava aloha androany fa raha hjijery ireo sary an-jatony azo teny Ambohijatovo, 13 mai, teny an-dalana ho any Ambodivona sy teny Ambodivona rahateo ianareo dia ** ity ** ny rohy.
Mbola ho avy manaraka eny ihany ny lahatsoratra. Fa ny azo lazaina aloha dia sahy i Bandikely, ary vonona koa [...]

Norarana ny VIVA TV

Voarain’ny Fahitalavitra tsy miankina ny andron’ny 13 desambra 2008 teo ny taratasy mandrara azy ireo tsy handefa fandaharana intsony. Izany dia niseho taorian’ny nandefasan’ity ‘chaine privée’ ity ny hafatra avy tamin’ny filoha teo aloha (Amiral RATSIRAKA). Maro anefa ireo fampielezam-peo sy fahitalavitra no nandefa ireny hafatra ireny, saingy ity fahitalavitra izay an’i Andry RAJOELINA ity [...]